Yamar Mickael
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Yamar Mickael, Health/Beauty, Toamasina.
11/08/2025
🥷💸❤️
02/08/2025
‘’Prends bien soin de ta mère ,elle n’a pas de copié’’.🤍
12/07/2025
Nemany😂
Izao no sazy hahazo an'ireo izay mbola manana eritreritra ny hanolana. Toy izao ny fanazavana avy amin'ny CIRGN Antananarivo:
🚨 CASTRATION - FAMOSIRANA 🚨
Lalàna faha 2024.001
📌 Nampiharina ho an'ireo voaheloka amin'ny fanolanana zaza ny lalàna vaovao.
Ankoatry ny fanaovana asa an-terivozona mandra-pahafaty dia ho esorina ihany koa ny taovam-pamokarana ranon'aina amin'ny taovam-pananahany.
⚔️ Andriamatoa no hisantatra izany, ary inoana fa mbola ho maromaro ny voapanga efa notanana am-ponja vonjimaika miandry fotoampitsarana no hanaraka ny diany.
🤔 Manontany tena ny liam-baovao hoe:
✓ Olona efa higadra mandra-pahafaty ve dia mbola ho vosirina ihany ?
✓ Angaha atahorana hanolana gadra na mpandraharahan'ny fonja ?
⚠️ Tsia !
🚨 Asaina mibaby ny heloka vitany izy ka ny sazy faran'ny henjana indrindra no ampiharina aminy mba ho tsapany fa mafy ny manjo ny olona nampiharany ny filan-dratsiny.
📌 Entina ihany koa hampihemotra ny mety ho fikasan'ireo mbola miriaria ety ivelan'ny fonja ka manana eritreritra hanolana zaza.
🛑 Tsy misy lohan-tsitsiny hohanina amin'ny akondro io ary tsy atao ho hitan'ny be sy ny maro.
✓ Ny mpiandry fonja sy ny iray fonja ihany ho hahita azy hisababàka hilanja fitaovana efa tsy telo mianaka intsony fa honjohonjon-dreniny samirery sisa nilaozan'izy mianadahy.
CIRGN
05/07/2025
Yï Jayllane Happy birthday ela bro de tongava hirina 😎🥳🇺🇸
02/07/2025
Za sa credit ?🙂
01/07/2025
Za sa Ex-nw🤦♂️
Taxis 🛵 gratuit zay paré ayyyy mavia atyy 😉 ,tsy mividy olo fa mety amby🏃
30/06/2025
Anao andeha aty sa za andeha akany🏃😂
Tsy amenay volonao raha Yï Jayllane ah😂😂
29/06/2025
Tresses 😆
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
HERVÉDONNA
