HAY'S Beauty Tamatave 501

HAY'S Beauty Tamatave 501

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HAY'S Beauty Tamatave 501, Health/Beauty, Morarano, Toamasina.

Photos from HAY'S Beauty Tamatave 501's post 21/12/2025
Photos from HAY'S Beauty Tamatave 501's post 21/12/2025

salama daholo 么馃槏!
Amin'izao hankatoky ny fety Izao dia misy promotion ato aminay manomboka ny 22/12/25 ka hatramin'ny 30/12/25.
Izay manao:
馃尫soin botox capillaire
馃尫coloration cheveux
dia omena pause capsule avec vernis classique(main ou pied) maimaim-poana .

馃尯Ora fiasana:
7h30 脿 18h30
du Lundi au Dimanche

Photos from HAY'S Beauty Tamatave 501's post 12/09/2025

Salama daholo ndray 么!馃槏
Ho anareo izay maniry ny hanao soin lissage botox capillaire an tongava ato @ HAY'S Beauty Tamatave 501 fa promotion ny lissage manomboka ny 13 Septembre ka hatramin'ny 5 Octobre 2025.
Efa maro ny cliente nandalo tato aminay no afa-po, ankasitrahana hatrany ianareo nahatoky anay馃槏馃尯.
Jereo anie ny sary eo馃憞.

Misokatra izahay ny:
Alatsinainy ka hatramin'ny Lahady
7h45 - 17h30

20/08/2025

Un grand merci 脿 mes nouveaux followers ! Di Nah'rindra Raharimalala, Widiciah Venie, Christelle Lucksweet

Photos from HAY'S Beauty Tamatave 501's post 15/08/2025

Coucou daholo 么馃槏馃槏,
Manja sy b么g么sy aby anie Zay tonga tato aminay e.Jereo anie n'y sary Etsy馃憞
Mankasitraka hatrany hoanareo zay tonga nanjifa ny service tato aminay馃馃馃尯.

Manolotra promotion ny HAY'S Beauty Tamatave 501 manomboka androany
15 Ao没t au 31Ao没t.
Coloration + soin + brushing + finition: 50.000Ar

RDV CONTACTER: 0343652312

Photos from HAY'S Beauty Tamatave 501's post 15/08/2025

LISSAGE BOTOX CAPILLAIRE:
Lissage tena tsara tsy mampisy frisottis.
Mampalama,mampangirana, mampalefaka ny volo.
Maharitra 6 mois be zao

Ndao ary hikarakara volo e sady tsy mandoa vola anie ny manao diagnostic ny volonao ato aminay.
Rdv contacter: 0343652312 HAY'S Beauty Tamatave 501

Photos from HAY'S Beauty Tamatave 501's post 25/07/2025

Coucou daholo 么馃槏馃槏!
Ireto indray ny asanay ary an!
Manasa anao hatrany izahay ato HAY'S Beauty Tamatave 501 tongava manao manjamanja.

Photos from HAY'S Beauty Tamatave 501's post 22/07/2025

Salama daholo ndray manjakely馃槏.
Elaela izay an!
Ito ndray ary ny asa vita tato aminay e,mankasitraka hatrany hoanareo cliente afa-po nahatoky anay.馃尯馃尯鉂わ笍

Tsy miova ny Toerana misy anay eto @ Box Stella Maris Morarano.

Contact: 034 36 523 12

Photos from HAY'S Beauty Tamatave 501's post 05/07/2025

Salama daholo manjakely馃槏馃槏
Eto aho dia mankasitraka hatrany ho anareo mpanjifa tonga nikarakara famanj脿na tato aminay nandritra iny volana Jona lasa teo iny.馃尯馃尯
Ireto indray ary ny santionany asa vitanay e!
Ety @ box N掳6 Morarano Stella Maris hatrany no misy ny HAY'S BEAUTY

CONTACT :0343652312

05/07/2025

Un grand merci 脿 mes nouveaux followers ! Mandimby Hasina Nalahajanahary, Estelo Sarako, Rafanomezantoky Jack

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Morarano
Toamasina

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00
Sunday 08:00 - 12:00