TSARA VOLO BY FENOU
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TSARA VOLO BY FENOU, Beauty, cosmetic & personal care, Ambolomadinika, Toamasina.
EFA MISY CRÈME COIFFANTE AI 🎉🎉 MIVIDY PLUS DE DEUX 4000AR
CRÈME COIFFANTE NATURELLE
À base de cire d’abeille 🐝
5000Ar MIVIDY RAIKA
4000AR PLUS DE DEUX 🎉
✨ Nourrit – Adoucit – Brillance-repousse
🌿 Sans alcool – Sans colorant
💆♀️ Tous types de cheveux (afro, bouclés, crépus)
-Atao aminy volo madio
16/12/2025
✨Mbola misy ny crème coiffante ntsika annn😻😻
-Manampy aminy fitombony volo
-Manatevina volo
-Mampitsahatra ny volo miongotra
-Mety tsara ho an'ny volo miloko
💧 Hydratation intense
🌿 Stimule la pousse naturelle
✨ Douceur & brillance
Adapté à tous types de cheveux, surtout les cheveux abîmés, fins ou fragilisés.
☎️0377082705---0382542779
Manao livraison
COUCOU MES TSARA VOLO❤️ ALEFASO @ COMMENTAIRES AKAO KOA PRODUIT TIANAREO HOVOKARINY TSARA VOLO BY FENOU FA ZAY MARO PANGATAKA AAONTSIKA🎉🎉
10/12/2025
Misaotra antsika jiaby izay nanjifa ny vokatra izay nataoko an🙏🙏😚😚😘 de hoany izay Mbola tsy nahazo dia Mbola misy izy akato ai
Sady hoavy ny Noël de mila mikarakara volo💝🪮
Aza misalasala manome retours na négatifs na positifs fa ilaina daholo izany,
Dia mifona ihany koa aho raha nisy ny tsy nifanaraka t@ niheritreretinareo ny vokatra na ny service 🙏
Misaotra anareo❤️
HOANAREO ZAY TIA MAGNANO PLAQUAGE VOLO NEFA TSY TIA MAMPIASA GÉL😚 EFA MISY CRÈME COIFFANTE AFAKA ANAOVANA PLAQUAGE 🥳🥳🥳🥳🥳 AI À BASE DE CIRE D'ABEILLE HAYRANY🎉🥳🥳 ROMBAHO FA SADY VO PLAQUE VOLO NO MBOLA MANIRY KOA AIIII😘😘 EFA TELO SISA FA ROMBAHO OO
03/12/2025
✨Mbola misy ny crème coiffante ntsika annn😻😻
-Manampy aminy fitombony volo
-Manatevina volo
-Mampitsahatra ny volo miongotra
-Mety tsara ho an'ny volo miloko
💧 Hydratation intense
🌿 Stimule la pousse naturelle
✨ Douceur & brillance
Adapté à tous types de cheveux, surtout les cheveux abîmés, fins ou fragilisés.
☎️0377082705---0382542779
Manao livraison
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Toamasina
