Alice Shop

Alice Shop

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Alice Shop, Health/Beauty, Toamasina.

La mode à votre portée🛍️
Tendance, chic et accessible à tous🥰
Vente en détail et en gros
📍Ampitan'ny Bibliothèque Foulpointe
📍Ambadikan caisse d'epargne / près ex soupe Patricia Tamatave
0329513965

Photos from Alice Shop's post 31/12/2025

BONNE ANNEE daholo ô🥰😍
Hitondra SOA sy FANAMBINANA ary FAHASALAMANA ho antsika anie ity taona vaovao ity.
Mankasitraka tanteraka anareo izay nanohana sy mbola hanohana. Samy ho tahian'izay Inoany anie isika rehetra🙏❤️

Photos from Alice Shop's post 31/12/2025

🔥🔥🔥ALLO ALLO📣📣📣
IZA LE MBOLA TSY NAHAZO AKANJO REVEILLON SY BONNE ANNÉE ??
ARARAOTY NY PROMO GOAVANA BE ANIO IRERY IHANY AN....NATAO HO ANAO IZAY SAHIRANA MITADY AKANJO AMIN'NIZAO ORA SY FOTOANA IZAO....AFAKA MANAO LIVRAISON...🚚🚚🚚
PROMO TSY MISY TOHO IZAO E..ARARAOTY.....
AFAKA MIANTSO DIRECTE (0329790490) NA MIDITRA MP.

28/12/2025

🤣🤣🤣

Photos from Alice Shop's post 23/12/2025

Bonsoir bonsoir. Cliente satisfaite🥰🥰
Madame ô, zahay koa faly manolotra ho anao cadeau de noël tsara be. Ao ao ny tohiny.
Mankasitraka anareo rehetra🙏🥰
👉Mbola misy ny ROBE BLANCHE (courte et longue), CHEMISE ary PANTALON entina mivavaka an👌
Aza misalasala miditra mp😊

20/12/2025

Ndao mba hifampizara POSITIVE VIBES kely androany🥰🥰

Ndao mba hiezaka hifantoka amin’ny positif😊

Ndao hakana fafiny izay rehetra atao sy izay mitranga💃🤸🥳

Ny masoandro aza mbola mibaliaka na dia manoran-dava aty e 🫶🌞 🥰

Mirary week-end mahafinaritra daholo ee

Mandresy ianao 🫶🫶🥰🥰

Photos from Alice Shop's post 19/12/2025

DÉSTOCKAGE EXCEPTIONNEL 🔥
👕👖 VÊTEMENTS À PRIX CASSÉS !

➡️ -30 % à -50 % sur une large sélection
➡️ Hommes | Femmes | Styles variés
➡️ Qualité au meilleur prix 💥

⏰ Stocks limités – premiers arrivés, premiers servis !
Ne rate pas cette occasion de te faire plaisir sans te ruiner 😍

📍 Passe vite avant qu’il ne soit trop t**d !
👉 Like, partage et viens profiter des promos !

Photos from Alice Shop's post 18/12/2025

Coucou daholo ô. Ho asintsika promotion be avant noël eto an😍😍. Mety ve?
Aza miala lavitra ary d inviteo ny namana hi s'abonné samy miara-mahita e.
Ndao ary e☺️

̂tementfemme

Photos from Alice Shop's post 13/12/2025

Coucou☺️.
Ato Eurêka zahay an. Misy arrivage maro ato e. Reto misy ensemble Alo sy Ralph mety sy Ramose🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Toamasina