Centre Fabrication de Savon Toliara
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Fabrication de Savon Toliara, Health/Beauty, ANTSENENGEA, Toliary.
28/10/2025
Salama daholo, mitady mpanamboatra groupe mahay ilaina maika aty ambodirano
26/03/2024
Shampooing vita avy amin'ny zava-maniry manalava volo :0383472853 io antsoy Izay mitady.
14/03/2024
Hoanareo vehivavy rehetra izay azony olana ara - bolo na volo fohy na tianao mba ho lava otrany volonolona rehetra lava ireny koa ty volonao ireto misy solution rapide mampaniry volo nao mba ho lava, shampoing vita avy aminy kinana ,papay,farehitsy,vaho,coco,marihina fa vita avy zava - maniry avokoa ireo shampoing ireo ka hoanao izay liana aminireo dia antsoy avy hatrany ny laharana : 0383472853 , prix ny 1L : 5000ar , demi : 2500ar .
11/03/2024
Zao indray ny savon tsika vaovao izay malaza erantany.
03/03/2024
03/03/2024
Hoantsika rehetra tanora izay miady mafy amizao fiainana sarotra izao dia izahay ato aminy Société SOA PRODUIT sy Société C.F.S.T dia manentana anareo rehetra fa misy ny fiofanana fanamboarana savony mivainga sy savon liquide ato aminay ,marihina fa isakiny province na any aminy faritra dia misy mpampiofana avokoa ka ze liana aminy zany dia antsoy ny laharana : 0383472853.
27/02/2024
Ny saram - piofanana dia natao mora dia mora : 45000ar ny mianatra zavatra iray ka raha liana amin'izany ianao dia antsoy avy hatrany ny numéro : 0383472853.
27/02/2024
Maro isankarazany ny zavatra ampiofaninay ato ka dia ireto manaraka ireto no misy amizao : nickel, savon de beauté isankarazany,vinaigre, shampoing, killine,peinture à l'eau et à l'huile , vernis à bois,enduit, la bougie ,savon de ménage.Ireo rehetra ireo dia afaka ampiofaninay hoanao anatiny herinandro ka tongava maro izay liana fa voafetra ny fotoana ka mifarana aminy faha 08 ny volana mars ny fisoratana anarana.
27/02/2024
Salama iaby tsika, izahay ato aminy société C.F.S.T(TOLIARA) dia manentana antsika rehetra izay maniry te hianatra sy hividy savon isankarazany fa betsaka ny karazana savon hita ato aminay izay ahitana ny fofona tsara isankarazany malaza manerantany.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toliary
