Talio - Salon de beauté

Talio - Salon de beauté

Share

"Tsara volo, tsara taly , tsara tarehy"
Salon de beauté spécialisé en soin botox capillaire et en epilation
situé sur Ankadivato

24/05/2026

Izahay ato amin'ny Talio Beauty dia mirary fetin'ny Pentecôte sambatra ho antsika mpanaraka rehetra ary ny cliente rehetra ihany koa

Tsy misokatra izahay rahampitso fa miverina afaka mandray anareo kosa manomboka ny Talata 26 Mai ho avy izao 🥰

21/05/2026

⚡️ OFFRE FLASH CHEZ TALIO⚡️

Pour 25 000Ar les filles dia omenay ireto préstation ireto ianareo :

✨Soin Botox + Finition
✨Spa manucure
✨Pose vernis + Décoration
✨Epilation Aisselle
✨Soin Visage avec Vapozone

Offre valable ce 22 , 26 et 27 Mai uniquement io sady SANS RDV an🥰 misokatra de 8h à 17h izahay 🥰

Mpianatra efa mahay sady arahi-maso no handray antsika aminio fotoana io.
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato

Photos from Talio - Salon de beauté's post 18/05/2026

👩‍🦰Cliente : Allo Talio beauty ve izao ? Saika anontany hoe mbola valable ve ilay offre anareo Combo Onglerie ?
✨Talio Beauty : Salama tompoko, ilay offre tamin'ny oviana io tompoko ?
👩‍🦰Cliente : Ilay tamin'ny Septembre 2022
✨Talio : 🥲

Les filles, ireto ny offres valables uniquement pour cette semaine ka aza tara ary fa tena ahazoana tombony be 🥰

✅ Offre Onglerie : 15.000 ar
- Manucure
- Extension gel sur demi-capsule ou gainage ou pose faux ongles + vernis semi-permanente
♥️ Bonus : déco

✅ Combo épilation : 25.000 ar
- Épilation demi-jambe
- Épilation aisselle
- Épilation maillot
♥️ Bonus : soin vajacial

✅ Offre spécial Talio : 40. 000 ar
- Soin du visage simple
- Soin botox
- Brushing
- Finition au choix
- Épilation aisselle
- Épilation maillot
- Pose vernis semi - permanente uni main ou pieds
♥️ Bonus : Manucure ou pédicure SPA ou soin vajacial

Mpianatra efa mahay sady arahi-maso no handray antsika aminio fotoana io.
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
Sur RDV uniquement

14/05/2026

Mirary fetin'ny "Ascension" sambatra ho antsika rehetra izahay ato amin'ny Talio Beauty . Mihidy izahay androany fa rahampitso manome fotoana antsika indray manomboka 08h 😘

13/05/2026

Ireto avy ny fotoana tsara anaovana vernis unis rouge bordeau :

✨Rehefa amonjy mariage ka invitée ianao na temoin 🥰
✨Rehefa misy sortie de promotion any am-pianarana
✨Rehefa amonjy fanasana hisakafo

Misy adino ve ? Mba soraty eo amin'ny commentaire nge ny hevitra hafa ?

❤Contact : 034 19 740 39
❤Lieu : Ankadivato

12/05/2026

Ho asiantsika promotion spéciale fête des mères ato amin'i Talio ?

Aleo ianareo indray no manao ny pack ary (Raha tsy maty antoka izahay 😜)

Ndao ary soraty anaty commentaire ny pack tianareo ho asiana dia izay be mpangataka indrindra no ataotsika, manana hatramin'ny zoma ianareo angatahina izany ❤

Partageo ihany koa ity publication ity mba ho hitan'ny rehetra 🥰

12/05/2026

Marina hoe ny pigmentation naturelle ny vatana no mahatonga ilay faritra mainty somary betsaka ny an'ny sasany dia tsy dia misy ny an'ny sasany. Misy nefa ny miankina amintsika ny fanesorana azy. Tongava manao soin ato aminay fa misy fanalana anio ato 🥰

Tsy misokatra izahay amin'ny Jeudi 15 Mai ho avy izao ka dia tongava izay tia anao manjamanja alohan'ny fety an 🥰

Mpianatra efa mahay sady arahi-maso no handray antsika aminio fotoana io.
✨Contact : 034 19 740 39
✨Lieu : Ankadivato

11/05/2026

Mbola tadidinareo ve ny couleur vernis nosoranareo voalohany indrindra tamin'ny hoho ? nanomboka teo dia lasa hafahafa be vao tsy karakaraina ilay izy 🥰

❤Contact : 034 19 740 39
❤Lieu : Ankadivato

Photos from Talio - Salon de beauté's post 10/05/2026

Tia hikarakara hoho ? Na anao epilation ? ity semaine ity dia natokana ho an'ireo ato amin'ny Talio , ireto avy ny tombony ho antsika maniry hanao ireo prestation ireo :

✅ Combo soins 20.000 ar
Manucure ou pédicure SPA
Soin du visage simple
♥️ Bonus : épilation sourcils ou duvet

✅ Combo épilation : 25.000 ar
Épilation demi-jambe
Épilation aisselle
Épilation maillot
♥️ Bonus : Soin vajacial

✅ Combo onglerie : 10.000 ar
Gainage ou pose faux ongles + vernis semi-permanente
♥️ Bonus : Déco ( french - baby boomer - marbre )

Mpianatra efa mahay sady arahi-maso no handray antsika aminio fotoana io.
Contact : 034 19 740 39
Lieu : Ankadivato
Sur RDV uniquement

08/05/2026

Zao ny fotoana fikarakarana ny tarehy fa tsy rehefa any aoriana..

Soin Vapozone avec massage anti-rides afaka atao tsara ato amin'ny Talio..

Mpianatra efa mahay sady arahi-maso no handray antsika aminio fotoana io.
Contact : +261 34 19 740 39
Lieu : Ankadivato

Telephone

Website