Karimbola tambavy Malagasy

Karimbola tambavy Malagasy

Share

MIKARAKARA NY OLANA MAHAZO NY TAOVAM-PANANAHANA REHETRA 🧑‍🔬🤰🤱👩‍❤️‍👨

12/13/2025

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Niaina Fanampisoa

11/20/2025

Thé Karimbola ❤️
mahafaka aretina maro

11/20/2025

Ho anareo izay mila sy anaterana karimbola iangaviako hiantso avy hatrany 0387125484 misy olana kely ny page

11/15/2025
11/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Roman Andriantsara, Anita Valérie, Constantin Berny, Stëciė Måmïnhõ, Stë Phanie, Liantsoa Santiana, Suzanah Claire, Francisse Louisie, Honorine Nomena, Andrimird Lantoarison, Rh Hariniaina, Måyæ Noémie, Myh Routsy, Jennih Tïæh 😍💐🎊

Photos from Karimbola tambavy Malagasy's post 11/05/2025

👉🪷ITY ILAY FANAZAVANA MOMBA NY KARIMBOLA HO ANAO🪷👈 sy ny tombotsoa azo avy amin'ny🍀

😍Coucou daholy tonga indray ny karimbola ntsika ô!! 100% avy Tuléar mahasoa mahasalama tsy mifidy toebatan'olona : ☘️🌳🌿☝️

-Mety aminao izay ela sahirana mitady zaza.☘️❤️✅

-Manana cycle mikorontana lava.✅

-Mitsabo ny tranon-jaza marary, misy perte blanche, perte jaune na perte verte mamofona mangidihidy sy mivaingambaingana ✅

- Manala rivotra be anatiny kibo sy vavony na amin'ny tranon-jaza ihiany koa ✅

-Manala aretim-bavony lava .,✅

-Mandevona kyste sy fibrome, myome.✅

-Ho anao vo terabao efa mihoatra ny 2 volana mamerin-aina sy mampatanjaka tsara ny karimbola,manala ny havizanana amin'ny hozatra, mampihena ny stress, mampiakatra nono sy mahasalama ny zaza✅

-Manala ny manaintaina rehetra amin'ny taovam-pananahana.✅

-Mamerina ny règle izay tsy nande nefa tsy bevoka.✅

-Manadio tranon-jaza ho an'olona avy nanao Fisa te hamerina ny règle sy te hiteraka✅

-Manasitrana ny fery anaty na ianao avy natao OC afaka mampiasa ny karimbola ✅

-Manapitra ny règle mandeha tsy ankijanona(rà lava) ✅

-Malerina ny règle tsy mande nefa tsy bevoka✅

-Tsara ho anao izay sahirana amin'ny resaka règle douloureuse ✅

-Mitsabo sy mandrava ny Endométriose ✅

- mandrindra ny tosidra ambony; maro sns..... Tsy voatan'isa ny tombotsoa azo avy amin'ny karimbola, andramo fa tsy anenenao☘️💐
Tsy natokana ho any vehivavy ihiany ny karimbola fa mitondra ny mahasoa ho anareo lehilahy manana olana amin'ny voa (calcul rénale, ny aty, ny vavony, rivotra be anaty kibo, ny olana amin'ny prostate, malay nkomana, aza misalasala fa anontanio de mahazo fanazavana ianao 🥰🥰🥰

-Fehiny mitsabo ny aretina rehetra aterakin'ny TROUBLE HORMONALES ny Karimbola ato aminay☝️✅

**Tsy miova ny vidiny karimbola ntsika 30000ar traitement 1 volana @ hazony
40000ar ny traitement 1 volana @ raviny

*😍🌳🍀Misy koa ny evoka sy ny karazana tambavy manala havizanana 18000ar ny paquet mahavita 1 volana

11/05/2025

Mbola disponible ny Karimbola ntsika
lieu Tana sy Tamatave afaka manao livraison

10/27/2025

NY BEROBEROKA SY NY SOA ENTINY

Ny beroberoka dia zava-maniry mora hita nefa mitondra voka-tsoa lehibe noho izy afaka manasitrana karazana aretina any anaty toa ny :
Aretin'aty, vavony, tsinay, ny fadimbolana mikorontadrotana ho an'ny vehivavy, ny sepotra na asthme.
Ary indrindra ny tena resahitsika eto dia ny cancer. Manana singa misoroka sy mitsabo karazana Cancer ny Beroberoka.

FIKARAKARANA AZY

✅Manongota fotona beroberoka 2 na 3 arakaraky ny habehany dia Ilay fakany no ilaina, sasana madio tsara
Dia arotsaka ao anaty rano 1L izay efa nampangotrahina mialoha.
Avelao ao mandritra ny 10 min izay vao bataina ary avela hangatsiaka amin'izay.

Atao rano fisotro mandritra ny tontolo andro ilay rano 1L, atao mandritra ny herinandro izay ary ajanona kely eo amin'ny herinandro eo aloha ijerena ny vokany Dia afaka tohizana indray raha mbola tsy afaka tsara ilay aretina.

✅Aza adino fa ny raviny koa dia afaka atao solona salade 🥗 satria tena mitondra voka-tsoa ho an'ny fahasalamana izany

Mirary fahasalamana ho antsika rehetra ary aza adino ny mizara sao mahasoa ny hafa.
Araho hatrany ny page 𝐑𝐢𝐦𝐚𝐧𝐤𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 kitiho ilay soratra manga (suivre) ery ambony.

Rimankafatra.

10/26/2025

👉🪷ITY ILAY FANAZAVANA MOMBA NY KARIMBOLA HO ANAO🪷👈

😍Coucou daholy tonga indray ny karimbola ntsika ô!! 100% avy Tuléar mahasoa mahasalama tsy mifidy toebatan'olona : ☘️🌳🌿☝️

-Mety aminao izay ela sahirana mitady zaza.☘️❤️✅

-Manana cycle mikorontana lava.✅

-Mitsabo ny tranon-jaza marary, misy perte blanche, perte jaune na perte verte mamofona mangidihidy sy mivaingambaingana ✅

- Manala rivotra be anatiny kibo sy vavony na amin'ny tranon-jaza ihiany koa ✅

-Manala aretim-bavony lava .,✅

-Mandevona kyste sy fibrome, myome.✅

-Ho anao vo terabao efa mihoatra ny 2 volana mamerin-aina sy mampatanjaka tsara ny karimbola,manala ny havizanana amin'ny hozatra, mampihena ny stress, mampiakatra nono sy mahasalama ny zaza✅

-Manala ny manaintaina rehetra amin'ny taovam-pananahana.✅

-Mamerina ny règle izay tsy nande nefa tsy bevoka.✅

-Manadio tranon-jaza ho an'olona avy nanao Fisa te hamerina ny règle sy te hiteraka✅

-Manasitrana ny fery anaty na ianao avy natao OC afaka mampiasa ny karimbola ✅

-Manapitra ny règle mandeha tsy ankijanona(rà lava) ✅

-Malerina ny règle tsy mande nefa tsy bevoka✅

-Tsara ho anao izay sahirana amin'ny resaka règle douloureuse ✅

-Mitsabo sy mandrava ny Endométriose ✅

- mandrindra ny tosidra ambony; maro sns..... Tsy voatan'isa ny tombotsoa azo avy amin'ny karimbola, andramo fa tsy anenenao☘️💐
Tsy natokana ho any vehivavy ihiany ny karimbola fa mitondra ny mahasoa ho anareo lehilahy manana olana amin'ny voa (calcul rénale, ny aty, ny vavony, rivotra be anaty kibo, ny olana amin'ny prostate, malay nkomana, aza misalasala fa anontanio de mahazo fanazavana ianao 🥰🥰🥰

-Fehiny mitsabo ny aretina rehetra aterakin'ny TROUBLE HORMONALES ny Karimbola ato aminay☝️✅

**Tsy miova ny vidiny karimbola ntsika 30000ar traitement 1 volana @ hazony
40000ar ny traitement 1 volana @ raviny

*😍🌳🍀Misy koa ny evoka sy ny karazana tambavy manala havizanana 18000ar ny paquet mahavita 1 volana

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in New York?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Mp
New York, NY