HBH boutique

HBH boutique

Share

Mode et confection de qualité

Photos from HBH boutique's post 23/12/2024

MITOHY HATRANY NY DESTOCKAGE AO AMIN'NY HBH NA HAINGO BIKA HATSARANA
TSY 110000 NA 120000 ARIARY INTSONY FA
💥90000 ARIARY MONJA💥
VRAI CUIR DAHOLO SADY TSARA KALITAO
MP NA ANTSOY NY 034 02 686 97
MANAO LIVRAISON IZAHAY MANDEFA ANY AMIN'NY FARITRA
MIRARY FETY SAMBATRA

Photos from HBH boutique's post 22/12/2024

AMIN'IZAO ANKATOKY NY FETY IZAO
NY HBH DIA MANAO DESTOCKAGE KIRARONJAZA
EFA ATAO VAROBOBA IREO KIRARO VRAI CUIR
KOA SAFIDIO IZAY METY AMINAO
EFA AMIN'NY KIRARO TSIRAIRAY AVY NY VIDINY SY NY POINTURE MISY.
MANAO LIVRAISON IZAHAY
MANDEFA N'AIZA N'AIZA
MP NA ANTSOY NY 0340268697

Photos from HBH boutique's post 07/10/2024

Elaela izay ah.
Ireto indray no tolotra kiraro mihaja ho antsika
Vrai cuir ireo no sady mafy
Amin'ny vidiny mirary dia mirary ka aza misalasala mividy.
Soraty ilay code eo amin'ny sary raha hanao commande miaraka amin'ny pointure.
En ligne ihany aloha, manao livraison mandefa any amin'ny faritra.
Midira hafatra miafina na mp.
Na antsoy ny 0340268697 / 0334743115 / 0321822214
HAINGO BIKA HATSARANA
MANOME ANAO NY TSARA

#HBH 
Comeback 09/09/2024

Shoes

#HBH Comeback

17/07/2024

💥HAINGO BIKA HATSARANA💥
👉OMEO VAHANA NY VITA MALAGASY
👉TSARA TSY MENA MITAHA AMIN'NY HAFA
💢AZA MISALASALA MIANTSO NA MIDITRA MIVANTANA RAHA RESAKA LAMAODY MOMBA NY FITAFIANA REHETRA
🔶NY MIHAJA, NY HOAN'NY SPORT, SY NY MARO HAFA IZAY TINAO, ATAONAY AVOKOA.

Photos from HBH boutique's post 17/06/2024

Haingo Bika Hatsarana

01/05/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Harena Smich, Niriantsoa Miarimandresy

03/04/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Françøïs Xåvíér, Tantely Niaina Randrianarisoa, J'ura Tiantsoa

Photos from HBH boutique's post 31/03/2024
Photos from HBH boutique's post 18/03/2024

🌟ARAHABA RY MPANJIFA HAJAINA🌟
👞👞👞ILAY KIRARO TENA TSARA VRAI CUIR, VITA MALAGASY

💰VIDINY:
💢BOOTS 106000 ARIARY💢
💢MOCASSINS/SLIPPERS 96000 ARIARY💢

👉👉👉 POINT DE VENTE HBH MANAMORONA NY LAC BEHORIRIKA APITAN'NY ANNEXE POLYCLINIQUE 10m MIALA ARRÊT BUS 112, 114 Vers Samsul

🔊MANAO LIVRAISON IZAHAY, MANDEFA ANY AMIN'NY FARITRA MANERANA AN'I MADAGASIKARA
🔊 MANDRAY COMMANDE IHANY KOA

📱0340268697 / 0321822214 / 0334743115

👉MIRARY NY SOA SY NY TSARA INDRINDRA
👉MANKASITRAKA ANAREO EFA NANJIFA HATRIZAY

Nos chaussures 21/02/2024

Nos chaussures

Website