JH Cosmétics Manakara

JH Cosmétics Manakara

Partager

Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de JH Cosmétics Manakara, Beauté, cosmétiques et remise en forme, Democratic Republic of the.

💟 REVENDEUR :
👉Repousse De Cheveux Rapide By Or Beauty
👉 Mousseux sy Mandam'
🌺 Produit 💯 Naturel: mitsabo sy mitazona ny fahasalamany volo
👉Lady gasy
👉 Mes cheveux et ma couronne
👉 Ventes des accessoires curly

LIEU: MANAKARA
038 45 956 43

Photos from JH Cosmétics Manakara's post 30/01/2026

Te hanana volo salama amin'ny endriny voajanahary ve ianao⁉️

Ireto no vahaolana💯:

✅ PRODUITS Mousseux sy Mandam'
✅ SO CURLY MG
✅ PRODUITS Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty

☘️ Produits fikarakarana volo voajanahary voafantina , efa maro nahita vokatra tsara mety aminy karazam-bolo rehetra araka ny filany volo sy ny tanjona. Vokatra vita avy amin'ny akora voajanahary tsy misy atahorana amin'ny fahasimbany volo fa mitsabo sy mamerina ny volo aminy endriny voajanahary.

🙆Maro no efa nahita vokatra tsara ka ho anao mañana olana am volo na te hitazona hatrany ny fahasalamany aza misaraka amin'reto produit ireto.

✅ TOMBONY AM FAMPIASANA AZY:

👉 Mampihena ny fahapotehany volo
👉 Mitsabo ny fahasimbana misy eo am volo
👉 Manamafy ny foto-bolo
👉 Mamerina ny volo voajanahary
👉 Manome hamandoana ary mampalefaka ny volo
👉 Mampaniry ihany koa

Andramo izay mifanaraka am filany volonao fa ahita fiovana ianao ary atombohy am filana fototra izay izay tena ilainy. 🙂

NB: Tsy maha curly volo fa manatsara ny fahasalamany volo sy manampy ny famohana ny boucle voajanahary araka izay karazam-bolo.

Disponible ato am JH Cosmétics Manakara

☎️038 45 956 43
Lieu de récupération ambalamanasa akaikiny stationnement atsimo


,bouclés,crepus

28/01/2026
28/01/2026

➡️✨ Eny 𝗟𝗲𝗮𝘃𝗲-𝗶𝗻 𝗰𝗼𝗻𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻𝗻𝗲𝗿 no valiny marina, izy no activateur de boucles, mamelona sy mamerina ny boucles simba/ very … Tsy mikobana

Nahita valiny marina ve ianao?
💬 Araho ao amin’ny commentaire ny valin’ny lalao ary e 😍😍 Iza no nandresy ?

🏠 Disponible en format 250ml sy 500ml

𝗧𝗮𝗻𝗮 – 𝗦𝗮𝗺𝗯𝗮𝘃𝗮 – 𝗧𝗮𝗺𝗮𝘁𝗮𝘃𝗲

Photos from JH Cosmétics Manakara's post 27/01/2026

Ela ela nangigina ny page-tsika, ndao hikarakara volo ndray miaraka am'ireto duo mety tsara hikarakarana volo bouclé ,frisé ireto.

❤️ Crème coiffante : mampalefaka, mampaniry tsara ny volo, mitsabo ny olana sedrainy volo ihany koa .
❤️ Shampooing : Manadio tanteraka ny volo

Atomboy am fampiasana shampooing azo antoka sy menaka manome sakafo feno ny volo ny fikarakarana.

Raha te hanana volo tsara voakarakara ianao Dia Zao no fotoana.

20/01/2026

✨🌹 𝗖𝗵𝗲𝘃𝗲𝘂𝘅 𝘁𝘆𝗽𝗲 𝟰 : 𝗰𝗿é𝗽𝘂𝘀, 𝗞𝗶𝗻𝗸𝘆… 𝗔𝗶𝘇𝗮 𝗱𝗮𝗵𝗼𝗹𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 ?

Betsaka ianareo manontany « misy produits mety aminay ihany ve ato aminareo » ry So Curly MG

➡️ Ny valiny dia eny !!! Manana produits mety tsara ho an’ny type ny volo rehetra izahay.

Manao diagnostic izahay ka mety ho samihafa raha vo hanomboka retour au naturel ianao, ary miankina amin’ny tanjonao ihany.

💬 Raha produits anaovana entretien volo type 4 kosa ao amin’ny commentaires…

25/12/2025

⁉️ Efa nandalo tany aminareo ve i « père Noël » inona ary no noentiny ho anao ? Misy nahazo cadeau So Curly MG maro be zao any hitanay an 😍😍

➡️ Ary mbola hanome cadeau roa be zao zahay ka aza miala lavitra.

Ary ahoana ny volo tao ‼️❓ ndao mba alefaso kely amin’ny commentaire ny pozipozy krismasy ary e 🎄🧑‍🎄

15/12/2025

Rongo tsotsotra miaraka am crème coiffante Bn COSMETICS.

Tsara be koa izy Raha hirandragna an. ❤️

10/12/2025

Mbola disponible hatrany ireto menaka ireto an.
Huile sy crème coiffante Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty

Photos from Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty's post 10/12/2025

❤️

02/12/2025

Crème coiffante Repousse de cheveux rapide by or beauty

Disponible 50ml, 100ml,120ml, 200ml, 250ml, 500ml

Mety am volo maina, mampalefaka volo, mampaniry volo, afaka hirandranana sy hanaovana bain d'huile.

Point de vente ambalamanasa akaikiny stationnement atsimo.

Point de vente ambalamanasa akaikiny stationnement.

23/10/2025

Disponible en ligne aloha ny produit hoan'izay hanao commande fa tsy misokatra ny boutique, afaka manao livraison ihany.

Photos from JH Cosmétics Manakara's post 15/10/2025

👉 Ho anao Mbola tsy afaka misaraka am brushing.
Manaova bain d'huile am crème coiffante alohany hipasoka volo ary mampiasa huile repousse hanaovana finition fa tena miaro ny volo amin'ny hafanana io menaka io.

🟥 Maro ny tombotsoa azo avy am fampiasana crème coiffante sy huile repousse :
✅ Miaro ny volo
✅ Manamafy
✅ Mampaniry
✅ Mampalefaka
✅ Manampy am fitsaboana ny volo simba
✅ Afaka anaovana bain d'huile, hirandranana, scellage, fanosotra isan'andro.

Livraison gratuit hatrany amin'ity erinandro ity

Vous voulez que votre entreprise soit Salon De Beauté la plus cotée à Democratic Republic of the ?
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Téléphone

Site Web

Adresse


Democratic Republic Of The
316