Ifa R.

Ifa R.

Teilen

Coiffeuse professionnelle certifié et maquilleuse

17/11/2025

Manao coupe Homme ko za ho an'izay mbola tsy mahalala an😉😊

14/11/2025

Mivoaka tsara erý ny endrik'ilay volo refa vita ny coupe😍

05/11/2025

Mazoto mihintsy ianareo manao lissage brésilien amizao Saison izao amizay tsy sahirana mikarakara volo alohany ande hiasa isa-maraina😁🥰

27/10/2025

Izy ny cliente nanao Lissage brésilien voaloany tato amiko efa ho eritaona sy tapany mahery lasa izay, niverina izy androany nanao repousse fa tena mbola salama tsara ny volony no sady niha lava be, ny brillance moa tsy tenenina tsony😍 mbola misaotra fona mahatoky ahy❤️

22/10/2025

Herbst look🍁 misy volume tsara😍

16/10/2025

Ho an'izay mbola tsy mahafantatra, manapaka volon' ankizy koa za🥰 na vavikely na lahikely manomboka 3 mois👶

13/10/2025

Ity coupe ity ny anisany be mpitia sy mpanao indrindra tato amiko atreto😍

12/10/2025

07/10/2025

Miverina lamody be indray ny coupe courte amizao, mahasahy ve ianao?

22/08/2025

Simba be ilay volo de notapahana sady natao soins💇‍♀️💆‍♀️ de izao ny fivoakany, sady salama no mangirana be erý😍🥰

18/03/2025

‼️FILAZANA‼️

Coucou daholo🤗
Hitsahatra mandritra ny fotoana tsy voafetra manomboka ny 01 Mai izao ny fandraisako cliente, ka noho izany dia alaivo dieny izay ny rendez-vous sao de tara surtout ho anareo izany hanao repousse lissage brésilien.
Eto koa za de misaotra anareo rehetra izay efa tonga nanao volo taty sy ireo cliente fidèle😘 mafinaritra be daholo nareo🥰❤️

Wollen Sie Ihr Service zum Top-Schönheitssalon in Munich machen?
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.

Webseite

Adresse


Munich