Malagasy maneran-tany

Malagasy maneran-tany

Partager

Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Malagasy maneran-tany, Paris.

Malagasy maneran-tany a été créer pour unir tout les malgaches dans le monde et partager tout sujet autour de Madagascar(tourisme , économie, politique, social, éducation , travail , etc...)

Photos from Malagasy maneran-tany's post 26/06/2026

ASARAMANITRA 2026 🇲🇬 FITAFY MALAGASY, HASIN’NY FIRENENA 🇲🇬
Tratry ny Asaramanitra!
Sary hita tetsy sy teroa.

Photos from Malagasy maneran-tany's post 19/06/2026

Soirée Gasy FRANCE 🇫🇷 amin iTy volana Jona iTy.
Halefaso amin’ny commentaire izay tsy mbola ao ny diaspora maneran tany REHETRA (Europa, Amerika, ASie,Afrika sns….) MANAOVA FETY SAMBATRA ARY E dia Aza adino manaraka ny pejy .

Photos from Malagasy maneran-tany's post 17/06/2026

🚩CEPE 2026
Tsy iza akory ireto fa ankizy 7e mpiadina miatrika ny fanadinana CEPE omaly tao amin'ny Kaominina Ambanivohitra AMPAMATA, district ANTANIMORA, region ANDROY.

NY SOLOMBAVAN'NY VAHOAKA mbola mampidina mampihena ny tetibolan'ny MINISTERAN'NY FANABEAZAM-PIRENENA ???

tao @ Nico Razafindramasy

09/05/2026

📢 FANASANA HO AN’NY MALAGASY REHETRA ATY EUROPE 🌍

🤝 Ny dia faly manasa antsika Malagasy rehetra monina aty Europe 🇪🇺, ary koa ireo namana avy amin’ny firenena hafa 🌐 izay liana sy vonona hanampy an’i Madagasikara 🇲🇬 amin’ny Fanovan-drafitra🔧, hanatrika ny – – hiarahana amin’i Laza Razafiarison ✊, Filoha nasionalin’ny RCR / TOLONA

🧠 Io no fotoana iray hifampizarantsika, hifanakalozan-kevitra ary handinihana ny hoe :
👉 “𝐑𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚?”

📅 Toy izao ny fandaharam-potoana :

📍 Marseille — 16 Mai 2026 🇫🇷
📞 (Inscription obligatoire : 0660445949 / 0625951074)

📍 Echandens — 17 Mai 2026 🇨🇭
📞 (Inscription obligatoire : 0604196122 / 0625951074)

📍 Berlin — 23 Mai 2026 🇩🇪
📞 (Inscription obligatoire : +491636310501 / +4915679787058)

📍 Paris — 25 Mai 2026 🇫🇷
📞 (Inscription obligatoire : 0625951074 / 0604196122)

📧 [email protected]

🙌 Tongava maro

💡 𝐀𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐢𝐧𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐨𝐚𝐯𝐢𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 🇲🇬✨

Araho HATRANY ny pejy Malagasy maneran-tany

🌍✊

08/05/2026

🕊️✝️MISAONA LIGUE JUDO ANTSIMO ANDREFANA, NODIMANDY MAITRE HERILAZA, LIGUE JUDO ANTSIMO ANDREFANA MIRAR FINOANA FENO HOAN'NY FIANAKAVIANA MANA MANJO.🕊️✝️

Araho hatrany ny pejy Malagasy maneran-tany mampifandray ny gasy maneran tany

Photos from Malagasy maneran-tany's post 07/05/2026

📌TSY misy asina ireo mpivarotra amoron dalana iTy an….
⚠️ Tetezana fiampitan'ny mpandeha tongotra eny amin'ny lalana miazo ny kianjan'i Maki eny Andohatapenaka dia nalana ny ankamaroan'ireo "casseurs de vitesse" eny an-toerana.

Sary: Michael Ramarolahy

06/05/2026

🔥🔥🧯🚒TSENA FIVAROTAN-KAZO MAY ETY AMBODIVOINA
Tsena fivarotan-kazo may ny afo eto ambodivona ampitan'ny Cotisse Transport @ izao ora izao, efa niantso pompier fa tsy mbola tonga.
📌 Ny rano ety @ manodidina tapaka tsy misy mandeha ny pompe, RY MPITONDRA FANJAKANA MIJALY NY MPONINA💔.
Mba hoentina hanaitra ny ao ambony ity vidéo ity fa FAHAVOAZANA anie izao e!💔.
Hatr@ kisoa ompiana tsy maintsy bataina vonjena mitovy @ ain'ny olona.
Fitadiavana sy investissement efa mitentina ny firy millions d'ariary no ho indray ravan'ny afo ato ve?😓
Tsy mbola fantatra kosa hatreto izay fototra niavian’ny afo.
Araho hatrany ny pejy Malagasy maneran-tany

03/05/2026

Voasambotra ny alin’ny sabotsy teo i Naivo Raholdina, depioten'i Madagasikara voafidy tao amin'ny boriboritany fahadimy (5ème Arrondissement) Antananarivo. Nentina any Fiadanana izy ary hanaovana fanadihadiana.

Ny antony fisamborana kosa no mbola tsy nahazoana angom-baovao. Vao avy nodidiana, nitsabo tena tany ivelany i Naivo Raholdina ity voasambotra ity.

Tsy teto Madagasikara mihitsy izy tao anatin’ny volana maromaro. Ny zoma teo izy no nigadona an-tanindrazana ary no nosamborina teny an-tranony teny Analamahitsy, araka ny loharanom-baovao hatrany.

Marihina fa ny depiote Naivo Raholdina dia mpikambana ao amin'ny vondrona politika IRMAR (Isika Rehetra Miaraka amin'i Andry Rajoelina).

©️ Gazetiko

02/05/2026

📍 Namoy ny ainy, novonoin'ny mpamiliny René Julien (eo amin'ny sary), halina teny Ambohibao Antehiroka.

⭕ Ny basiny ihany no nampiasaina nitifirana azy teo amin'ny lohany, teo am-pisakafona.

🔴 Avy naka vola tany amin'ny banky ity mpandraharaha avy any Ambanja ity ka lasan'ilay mpamily io vola io.

⭕ Mbola ny fiarany 4x4, Nissan Patrol, ihany koa no noentin'io mpiasa io nandositra, avy eo.

📍Mampanantena valisoa 10 000 000 ariary ny fianakaviany ho an'izay mahita an'ilay mpamily, atao hoe Noelin Sabrino.

🚨 Eo am-pelantanan'ny mpitandro filaminana ny raharaha ankehitriny.

Loharano: Skispass Atm

30/04/2026

Iza avy ireo mandehadeha amin’ny diploma fosika any?
🚨Olona miisa telo ambiny folo (13) no voarohirohy tamin'ny resaka diplaoma hosoka niakatra fampanoavana teny amin'ny PAC omaly; ny folo(10) tamin'izy ireo dia mpiasan'ny APMF avokoa, ny roa (02) dia mpiasan'ny Ministeran'ny asa, ny fampananan'asa ary ny asam-panjakana ary iray(01) dia Tale Jeneralin'ny ESCAME teo aloha.
🚨Rehefa avy nandalo Mpitsara Mpanao famotorana dia olona miisa 11 no nampidirina am-ponja vonjimaika eny amin'ny fonjan'Antanimora ary 2 no nomena fahafahana vonjimaika.
Araho hatrany ny pejy Malagasy maneran-tany

Vous voulez que votre entreprise soit Salon De Beauté la plus cotée à Paris ?
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Téléphone

Site Web

Adresse


Paris
93160