Volo tsara,,volo salama

Volo tsara,,volo salama

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Volo tsara,,volo salama, Health/Beauty, Antananarivo, Delhi.

Photos from Volo tsara,,volo salama's post 22/01/2024

Manao destokage izahay ka midira mp ary oo😍
Tsy misy effet 2ndaire
Mp avy atrani misy reduction

04/01/2024

POUDRE INDIENNE 5 mélange
Mp am page ra mahaliana anao
Mirary indrindra

Photos from Volo tsara,,volo salama's post 04/01/2024

🌹fantatrao ve fa anisany tena be vokatsoa be ho an'ny volonao ny poudre indienne 😊
Noho izy mitsabo ny volo rehetra ,simban fer na brushing na produit ,na coloration ihany koa 🌺
Misy karazany maro izy ireo :

Poudre d'Amla :
Mampalava NY volo ,miaro ny volo tsy ho mora fotsy ,miaro ny volo tsy ho tapatapaka,mampaniry ny volo sola

Poudre de shikakai :
Manadio ny hodidoha ,manala angadrano ,mampalava ny volo ,manala vaky2

Poudre hibiscus :
Anti chute ,mampalava volo, mitazona ny fototry NY volo

Poudre bringhraj :
Poudre manalava aingana indrindra ny volo

Poudre methi :
Miaro ny volo tsy ihintsana ,mampalava volo

Misy iany koa ny poudre 5 mélange dispo en 1\2kg et 1kg

NB: MILA MAMPIASA HYDRATANT rehefa mampiasa ny poudre indienne 😊

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Delhi?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address


Antananarivo
Delhi