Coiffure Mih Ambalavao
Coiffure,esthรฉtique et onglerie
21/09/2023
5000ar manao faux ongles+verni permanent โค
16/09/2023
5000ar manao verni permanent sy faux ongles. Na aminy tร nana na aminy tongotra ๐๐
Mp ary moa
25/05/2023
Coucou ๐
mandray anareo izahay hoanzay haka rendezvous. Amin sabotsy no mandray izahay
๐Brushing +finition ร partir 6000ar
๐faux ongles+ verni permanent 5000ar
๐ mandoko volo mรจche 2000ar ny iray
๐mandoko volo ny tendrony ร partir 5000ar
๐epilation sourcils aminilay elabe vao mitsiry 2000ar
Tongava mp ary moa.
Mbola sur rendezvous iany aloha hatreto ny ato aminay ๐๐
Promotion satria dia 5000ar-7000ar-10000ar
Ny manao volo aty aminay oh ๐๐๐
Mp avy hatrany ary oh
06/04/2023
Ndao hanao volo fa akaiky zao fety ๐๐
12/03/2023
Coloration + finition boucle ๐๐
Mp raha mahaliana anao ๐
17/02/2023
Tsotra nefa tena tsara ery ๐๐
Afaka manantona anay raha te ho tsara hoho ๐
Promotion be ato aminay oh!!!!
5000ar manao pose faux ongles+verni permanent mandritra ity volana fevrier ity ๐๐๐
04/02/2023
Efa complet tsara ny verni rehetra izay mety aminao. Afaka misafidy tsara izay tinao.
Misy couleur marobe isafidianana
Misy verni tsotra
Misy verni permanent
Misy verni semi-permanent
Aza tara ary fa mora be prix antsika an ๐๐
Midira mp fa ho afapo ianao โค
30/01/2023
รpilation+traรงage sourcils ๐๐๐
29/01/2023
Tongava aty aminay raha te hanana hoho manjakely hotrizao.
1000ar fotsiny ๐
24/01/2023
Mandray anareo foana izahay isanandro ka aza msalasala miditra mp ary ๐๐๐
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambalavao
303
