Tsara Kely by Cah
Beauty fades, so, let's care then �
11/07/2026
Validé ou Pas les filles 🙄😛
08/07/2026
Indray2 Ianao ilay Te hamôka ny faratapon'ny fahaizanao iny mitsy no tsy manana afatsy Minitra vitsy 🥺 dia vonjy2 maika teo 🥺
Mais bon, cette rencontre a été un honneur , ❤️ Et Merci pour ce moment d'échange.
une pure tendresse ❤️🥰
07/07/2026
Coucouuuuu 🥰🥰
Lundi vaovao be 🥰
Hisy zava-baovao Kely indray Ho ataotsika ato an.
inona Ary Oh??? 🥰🥰
Izay mahalala dia Ho Ataoko Gratuit ny azy 🥰😅
Sinon, Bonne semaine ❤️
02/07/2026
Eny eh, fa na ny Ony maro aza tsy mahalefo ny afon'ny fitiavana ❤️
Dia na ny ranomaso koa aza tsy mampirodana ny 'tsika 😛😘
NB: Safidio tsara rakizy izay Mpanao Makeup lehibe an 😁🥰🥰🥰🥰
22/06/2026
bonjour Akie Tsarakely a 🥰🥰
ireto ndray no ''douceur du Lundi'' atsika ❤️❤️
Mbola mitohy ny promotion an 😍
20/06/2026
❌ URGENT ❌
Misy olana ny Message privé anay , tsy mety misokatra mihintsy anefa notifié aho hoe nandefa message ianareo. 🥺
Mandram-piandry ny vahaolana dia manasa atsika mba hiditra mp manokana ''Cah Randria '' (io sary io non pdp) na miantso mivantana raha misy fahamaikana. 🙏🙏
📳 034 53 284 00
18/06/2026
Coucou Akie ry Tsarakely a.
Ny ahy aloha Dia ito foana ny Maquillage'ako rehefa misy fety vonjena. Ny volo sy ranomanitra no miovaova fa ny Makeup dia opté'ko foana 😅
Za mantsy dia tena karazan'ilay olona mifikitra @ zavatra iray rehefa mety amiko zay ❤️❤️❤️
16/06/2026
Fermeture exceptionnelle
Le salon Tsarakely sera exceptionnellement fermé le mercredi 17 juin 2026.
Nous aurons le plaisir de vous accueillir de nouveau à partir du jeudi 18 juin 2026.
Merci de votre compréhension 🥰❤️❤️❤️
15/06/2026
Ndriiii.. nisafidy ho karakaraiko izy ny andro nanekeny ho isan'ny Mpiray latabatra ❤️
Tsotra-Maontina-Tsy be loko : ireo no hafany tamiko.
Validé ve?
Arabaina ki ndrie Christinah a, Mahareta hatramin'ny farany an ❤️
10/06/2026
Maro ianareo no mbola tsy mahita Anay, dia rehefa tonga ETO koa Dia sahirana fa hoe toa mpivarotra pièce ki no ato 🤣🤣
Io @ vavahady io ny plaque'tsika, 🥰 VAO mitsofoka @ vavahady ndrie dia Izay varavarana tout droit ❤️ ao no misy Atsika. ❤️🥰
Eny, tsy amoron-dalana ny Salon atsika fa afaka manontany tsara na ao @ vente pièce na eo raha misalasala fa Equipe iray ihany ireo ❤️❤️
Afaka mijery2 pièce Ramose moa ndrie manao Tsarakely 🥰🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Lot A184 Andafiatsimo
Ambatolampy
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
| Sunday | 12:00 - 06:00 |
