Ts'Art Sôra

Ts'Art Sôra

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ts'Art Sôra, Health/Beauty, Avaradrova Nord, Ambatondrazaka.

Photos from Ts'Art Sôra's post 21/07/2026

Andao hiaraka hijery
🤍Antsan' i Kristy 🤍
01 Août
Ao amin' ny FJKM Ambatondrazaka Fitiavana
Azonao jifaina aty @ salon ny tapakila amin'ny vidiny 5.000ar
Misy mahafoy nefa mitombo fanana ihany
Toerana 👉🏻 Abattoir akaikin'ny Pompy
📞 0343182895

18/07/2026

Pack Mariage 🤍
Princesse du jour 😍
Félicitations kia, Dia mirary tokantrano Sambatra ho anareo roa kely
Manaja ny safidin'ny Cliente ☺️
Io ihany aloha ny sary afaka avoaka😊
Aza adino fa izahay ato amin'ny Ts'Art Sôra dia manao Pack Fiançaille, Mariage.
Afaka mi se déplacer ihany koa.
Aza misalasala miresaka mivantana
Toerana 👉🏻 Abattoir akaikin'ny Pompy
📞0333182895/ 0343182895

17/07/2026

033 31 828 95
Io no mandeha aloha, fa misy olana le Telma fa hialana tsiny

15/07/2026

Bonjour 🥰
Pose faux ongles
Iza daholo le mankafy French ato 😊
Tsy mety lany andro zany ity modèle ity
Aza misalasala manantona anay
👉🏻 Abattoir akaikin'ny Pompy

13/07/2026

Ity ndray ny tolotra mamikely 😍
Androany sy rahampitso
🤍Épilation maillot + épilation sourcils 👉🏻 35.000ar
🤍Soin de visage + massage faciale+ épilation sourcils 👉🏻 20.000ar
Pédicure complet +Pose vernis👉🏻30.000ar
Anao ny safidy Ary 😘
Izay maka rendez vous tsy maintsy mandefa accompte

13/07/2026

Mirary erinandro mafinaritra ho anareo mpanaraka ny Pejy 🥰😘❤️

12/07/2026

Bonsoir arivariva 🥰👋
Ao mba asio coucou kely ho an'izay rehetra EFA nanao épilation tato aminay ☺️
Tsy voatery hoe maillot an fa na sourcils aza 🥰
Afaka manisy retour ihany koa na négatif na positif raisinay am-pitiavana be
ho entintsika hanatsarana ny tolotra 🥰❤️

09/07/2026

Coucou les Manja 🥰
Andao averintsika kely rahampitso ilay tolotra mamy kely fa notsembatsembanin'ilay Jirama le izy 😔
Mandefa mp miteny ny prestation tiany atao miaraka amin'ny Prix, asiko J'aime ra tsy mety, valiko ra mety ☺️
Alefaso Ary
Vaseline 100% Original mbola misy ho an'izay mbola tsy nahazo
Ilay hoho koa mbola dispo 😁
Toerana 👉🏻 Abattoir akaikin'ny Pompy

09/07/2026

Jirama kosa nama a 😭

09/07/2026

Ndao indray Ary e 😍
Teneno ao amin'ny mp le prestation tinao atao miaraka @ prix, asiko j'aime raha tsy mety, valiko raha mety ☺️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambatondrazaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Avaradrova Nord
Ambatondrazaka
503