Coiffure Dianah

Coiffure Dianah

Share

Ny volo hono ny hendrikin’ny vehivavy maman a

01/12/2025

Miarahaba o,
Ho avy ny fety ,fa aza taraiky amin’ny rendez vous ☺️.
Ho an’ny Avignon sy ny manodidina dia à domicile foana aloha ny antsika eto,
Ny Ambatondrazaka kosa dia eo Ambohimasina akaikin’ny Pharmacie.

Ndao ary o.❤️❤️🎄🎄

30/11/2025

Ho avy ny fety o.
Inona no tianao vidian’ny malalanao hatao cadeaux de Noël 🎄,
Alefaso ny commande; fa ahitahanao ilay MARQUE tena tianao ao Galeries Lafayette koa aza misalasala mandefa hafatra aty aminay.
❤️❤️❤️

20/11/2025

Coucou ☺️

Ho avy izao ny fety an!
Mandray anao izahay,
🇲🇬 Salon de coiffure Ambatondrazaka Ambohimasina .

🇫🇷Coiffure à domicile ( Sud de France)

Afaka maka rendez-vous dien’izao ianao maman an.

Bisous be daholo

Photos from Coiffure Dianah's post 11/11/2025

Coiffure simple pour un mariage.

11/11/2025

Salama daholo,
Inona ny produits tianareo ,
Aza misalasala ,hiantsena ho anareo aho.
Alefaso ny MP anao,dia any ny miresaka fanampiny 🥰

❤️❤️

04/11/2025

Coucou 🥰🥰🥰
Mikarakara volo anie ianao ;fa ho hitanao hoe maivana be zany ianao après e.

Photos from Coiffure Dianah's post 16/10/2025

Naka rendez-vous ihany koa izy dia :nalana fotsiny ny pointe dia nasiana mèche teo aloha,manja kely izy e.
Afa-po tanteraka.☺️❤️
Ianao koa aza misalasala raha mba te hikarakara vatana kely.ny volo indrindra indrindra.
Manao soins-coupe-brushing avec finition zahay❤️❤️

Photos from Coiffure Dianah's post 16/10/2025

Elle a pris un rendez-vous et Elle a décidée de se faire couper les cheveux ,et un petit coup de brushing.
Cliente satisfaite ❤️❤️❤️
C’est sur Avignon.

(Coiffure à domicile)

10/10/2025

Tianareo ve manana volo lava.
Raha toa ka simba ny volonao,na tsy salama; dia ento aty aminay: fa ho karakaraina tsara,dia zaraina aminao ny secret 🤫 ☺️.
Karakaraio ny volo maman fa io anie no mahavehivavy antsika e,jereo amin’izao madamakely manjakely izao,❤️❤️

09/10/2025

Contactez nous ☺️

Photos from Coiffure Dianah's post 09/10/2025

Misy fotoana isika dia stressé lava na malaeloelo.Satria be loatra ny zavatra hatao ao antokatrano dia eo koa ny asa dia reraka aveo ;dia tsy mahavah vatanana intsony🤔

Vonona anampy anao izahay amin’ny fikarakarana ny ❤️beautsi beautsa ❤️anao,aza misalasala ny manantona anay dia manoro hevitra ihany koa .

🌻afaka maka rendez-vous
🌻afaka tonga any antoerana koa: Ambohimasina /Ambatondrazaka 100m ny FJKM

Manao soin👈ny volo marary .

Ka aza misalasala ny manantona ny Coiffure Dianah ☺️🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Ambatondrazaka?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ambatondrazaka
503

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00