Natur'Ally Mdg
Salon et marque de produits clean dédiés aux cheveux texturés, depuis 2016
18/07/2026
ɪᴢᴀ ɪʟᴀʏ ᴍᴀɴᴀɴᴀ ᴠᴏʟᴏ ᴍᴏʀᴀ ᴍɪʀᴀɪᴋɪᴛʀᴀ ᴀᴛᴏ ?
𝗧𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮𝗶𝗸𝗼 𝘇𝗮𝘃𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 :
Tonga hanao soin i Hajaina, iray amin'ny kambana amin'ny Les Kerrytwins
Efa nosasany savony tsotra tany an-trano (tsara ilay savony, reharehan'ny Malagasy sady vita malagasy, fa tsy mety ho an'ny volo matetika) ilay volo ny omalin'iny.
Tsy nasiany n'inon'inona avy eo. Vao tratry ny rano dia ɴɪʀᴀɪᴋɪᴛʀᴀ ʙᴇ, sady lava rahateo, vao mainka mora mifamatotra.
𝐕𝐨𝐚𝐬𝐞𝐝𝐫𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐃é𝐦ê𝐥𝐚𝐧𝐭, 𝐟𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐧𝐢𝐬𝐲 𝐚𝐳𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐢𝐯𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐬𝐞𝐦𝐩𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲 😬
Hafatra kely ho antsika :
👉 Tandremo ny manasa volo amin'ny savon de ménage, fa manana pH ambony ireny matetika, dia misokatra ny masom-bolo (cuticules) dia mora miraikitra
👉 Mampiasà masque na après-shampoing foana raha tsy maintsy manasa loha amin'iny savony iny. Raha volo manana porosité faible dia mety fa raha moyenne na efa tendance forte dia mora miraikitra
👉 Raha tsy manana afa-tsy ilay savony nefa dia volo mando iny tonga dia hosory izay menaka anananao (ankoatran'ny coco - ricin) mba tsy hampiraikitra be azy.
📌 𝐀𝐳𝐨 𝐣𝐢𝐟𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐢𝐝𝐢𝐧𝐲 𝟐𝟕 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 𝐧𝐲 𝐃é𝐦ê𝐥𝐚𝐧𝐭 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐍𝐚𝐭𝐮𝐫'𝐀𝐥𝐥𝐲 (𝟑𝟎𝟎𝐦𝐥)
𝗠𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘁𝗿𝗲𝘀𝘀𝗲 𝗱𝗲𝗺𝗶 𝘁ê𝘁𝗲 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 : 𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮 𝗮𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘁𝗮𝗼 𝘀𝗼𝗶𝗻
👉 Tombony : tsy mila refresh iny aloha iny, indrindra amin’izao andro mangatsiaka izao ❄️
Marimaritra iraisana ho anareo te hirandrana nefa tsy tapak’hevitra tsara 😉
𝗥𝗮𝗵𝗮 𝘁𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝘁𝗮𝘇𝗼𝗺𝗶𝗻𝗮 𝗲𝗳𝗳𝗲𝘁 𝗺𝗼𝘂𝗶𝗹𝗹é 𝗯𝗲 𝗼𝗵𝗮𝘁𝗿’𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝘃𝗶𝘁𝗮 𝘀𝗼𝗶𝗻, 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘇𝗮𝘆 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮.
👉 Ny an’ny iray amin’ny Les Kerrytwins (i Hajaina no nandalo) izao afaka 4 andro misy alehany dia tsy noravana mihintsy ny ondulations, efa maina 100% teto.
📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363

📩 Alefaso ao amin'ny MP ny sary ahitana ny volonao ahafahanay manome devis personnalisé.
📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
Tsy nanao coupe izahay teto fa soin fotsiny dia efa nanome endrika harmonieux kokoa an’ny volony 👌
𝓡𝓪𝓱𝓸𝓿𝓲𝓪𝓷𝓪 𝓷𝔂 𝓪𝓷𝓳𝓪𝓻𝓪𝓷𝓪𝓸 ?
📩 Alefaso ao amin'ny MP ny sary ahitana ny volonao ahafahanay manome devis personnalisé.
📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗹𝗼𝗻 𝗡𝗮𝘁𝘂𝗿’𝗔𝗹𝗹𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮 ho anareo tsy te hikirakira volo amin’izao andro mangatsiaka izao.
Mahavita Coiffure Protectrice tsara ny taly.
📩 Alefaso MP ny sarin’ilay modely tianao ahafahantsika manao devis.
👉 Sur rendez-vous ny randrana, ary ao Andavamamba ihany aloha fa tsy mbola misy Mahamasina.
📞 032 49 523 63 / 034 25 544 00
𝗠𝗮𝘀𝗾𝘂𝗲 𝗗𝗶𝘀𝗰𝗶𝗽𝗹𝗶𝗻𝗲 : 𝗶𝗹𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗯𝗲 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗿𝗶𝗿𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 ❄️
Manamaina volo ny hatsiaka sy fanala, ka mila produit mafonja tsara hikarakarana azy mba tsy ho voatery hanao refresh matetika.
👉 Mahafeno izay fepetra izay ny Masque Discipline.
✅ Actions 3 en 1 : Hydratant, nourrissant & démêlant.
✅ Matevina tsara (consistant) 👌
✅ Mety amin’ny volo rehetra. Azo ampiasaina alohan’ny hisintona koa raha mikasa hanao brushing kely mba tsy hikirakirana volo be loatra (ilay lemana matetika).
🏷️ Azo jifaina amin’ny vidiny 35 000 ar
09/07/2026
𝗜𝘀𝗮𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮 𝗹𝗼𝗵𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗿𝗶𝗿𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 ?
☝️Tandremo fa tsy azo avela haloto ela be ny volo fa manjary sempotra ny hodi-doha dia mampihintsana volo an.
𝗜𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 𝗺𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝘁𝗲 𝗵𝗼 𝗿𝗮𝗶𝘀𝗶𝗻𝗮𝘆 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝘀𝘆 𝗹𝗲𝗻𝗮 𝗲𝗹𝗮 𝗯𝗲 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝗵𝗮.
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
Aza avela ho maina irery ao ilay volo fa ento aty amin’ny Natur’Ally ho karakaraina ☺️
📩 Alefaso ao amin'ny MP ny sary ahitana ny volonao ahafahanay manome devis personnalisé.
📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
Voir moins
Tsy haiko hoe iza no tokony haheno an’ity, fa rahampitso ilay andro fanasana volo na mangatsiaka na mafana ny andro 😅
👉 𝗧𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝗼𝗶𝗻 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗰𝗮𝗱𝗲𝗮𝘂 𝗗é𝗺ê𝗹𝗮𝗻𝘁 𝗺𝗼𝗱𝘆
𝗧𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗽𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗿𝗮𝗺𝗼𝘀𝗲 𝗶𝗿𝗲𝗿𝘆 𝗻𝗼 𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗺𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼𝗸𝗼𝗹𝗼 𝘃𝗼𝗹𝗼 𝗳𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝘃𝗼𝗹𝗮𝗵𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗼𝗺𝗯𝗮𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮.
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
03/07/2026
🔥 𝗠𝗶𝘁𝗼𝗵𝘆 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗟𝗔𝗡𝗖𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗮𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝗣𝗥𝗢𝗧𝗨𝗜𝗧 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 𝗶𝘁𝘆
Mba ahafahanareo manandrana azy, fa maromaro ihany izay fanontaniana izay hoe "𝘐𝘢𝘯𝘢𝘳𝘦𝘰 𝘢𝘯𝘨𝘢𝘩𝘢 𝘵𝘴𝘺 𝘮𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘢𝘱𝘳è𝘴-𝘴𝘩𝘢𝘮𝘱𝘰𝘪𝘯𝘨" ?; dia misy an'ity tolotra ity.
✅ Tonga 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝗼𝗶𝗻 aty amin'ny salon Andavamamba na Mahamasina 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗶𝘁𝘆
NA HO ANAO
✅ 𝗠𝗶𝘃𝗶𝗱𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁𝘀 𝟯 𝗻𝗮 𝗺𝗶𝗵𝗼𝗮𝘁𝗿𝗮, na ny manjifa mivantana aty amin'ny salons, na ny mila LIVRAISON
👉 Ka raha samy hanasa loha ihany amin'ity faran'ny herinandro ity, tsy aleo 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘀𝗼𝗶𝗻 𝗮𝘁𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗡𝗮𝘁𝘂𝗿'𝗔𝗹𝗹𝘆 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝟭 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝘁𝘆 𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗶𝘁 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗶𝘁𝘆 ?
👉 Raha samy hanao restock koa dia araraoty dieny izao : 𝗺𝗶𝘃𝗶𝗱𝘆 𝘀𝗵𝗮𝗺𝗽𝗼𝗶𝗻𝗴, 𝗺𝗮𝘀𝗾𝘂𝗲 𝗮𝗿𝘆 𝗴𝗲𝗹 𝗼𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗗é𝗺ê𝗹𝗮𝗻𝘁 𝟭𝟬𝟬 𝗺𝗹. Produits 3 ankoatran'ilay Démêlant misy prix de lancement no ahazoana ilay cadeau
𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐧𝐨 𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝟐𝟓 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫 (𝟑𝟎𝟎𝐦𝐥), 𝐩𝐫𝐢𝐱 𝐝𝐞 𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭, 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐭𝐨𝐤𝐨𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝟐𝟕 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫.
📅 𝗠𝗶𝘃𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 :
🏠 Natur’Ally 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮, akaikin’ny Jade, 0340100198 / 0327355532
🏠 Natur’Ally 𝗔𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮𝗺𝗮𝗺𝗯𝗮, ampitan’ny agence Jirama, 0342554400/ 0324952363
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
En Face Agence Jirama
Ambohibao
101
Opening Hours
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 17:00 |