NJ jejoo
Astuces naturel pour tout le monde
14/07/2022
29/03/2022
Photo 1. Decembre 2020
Photo 2. Janvier 2022
Traitement nanomboka décembre 2021
coucou daholo
fait maison indray no ataontsika androany.
NY ZAVATRA ILAINA
,👉Eau de rose fait maison
👉Huile d' olive
👉oditra voasary orange
👉vitamine E
NY FOMBA FIKARAKARANA AZY
Hamainina ho maina tsara NY oditra voasary.
Rehefa maina ( ilay efa mafy tsara iny) dia lomana indray alina @ eau de rose mandifotra azy
Mohaka izy rehefa maraina NY andro dia asiana huile d' olive 1 sotro kely sy vitamine E capsule 2.
Mixena ho lasa crème dia vita.
Osorana isak' ariva alohan'ny atory dia kobanina @ maraina.
Aza adino ny manao soin hydratant.
NY misotro rano betsaka koa dia manampy antsika hanana oditava madio.
PS : azo tehirizina 2 herinandro ai anaty vata fapangatsiahana ny sérum antsika
28/01/2022
MP izay te anana tarehy madio b
10/10/2021
Crème de riz
Manala tasy @ tarehy, manazava hoditra
Salama oooo
💆💆💆fomba atao ananana tarehy madio sy mazava tsara indray💆💆💆
👉zavatra ilaina
Tapotsin' atody
Menaka oliva 1 sotrokely
👉fomba fikarakarana azy
Kapohina handrotra ho lasa orampanala ilay tapotsin' atody dia afangaro @ ilay menaka rehefa avy eo
👉fomba fapiasa azy
Hosorana @ tarehy avela ho maina dia hosorana fanindroany. Rehefa maina tsara dia kobanina @ rano matimaty.
Izay ary ny androany fa mazotoa mampiatra daholo ooo
04/09/2021
Coucou les jejoo
Te hanana oditava madio?
Maereza misotro rano 1, 5 L isan' andro
Misakafoana ara- pahasalamana
Alaviro ny sigara, toaka, paraky, ny sakafo be akora simika ....
Bizu daholo ooo
20/08/2021
MANALA KETRONA
1/ Mananasy
Mba hampihena NY kentrona, fihazo ny mananasy ary raiso ny ranony.
Hosory amin'ny tarehy
Avelao hilona 15mn
Kobano @ rano mangatsiaka
2/Karaoty sy voasary makirana
Totoy anaty mixeur NY karaoty iray voavofy s'y voatetika miaraka amin'ny ranony 1/2 voasary makirana
Hosory amin'ny tarehy sy tenda
Avela hiasa 20mn
Kobano amin'ny rano matimaty
3/ Yaourt s'y lalivay
Afangaro ny yaourt sy lalivay mitovy fatra
Hosory amin'ny tarehy ary andraso ho maina .
Kobano amin'ny rano matimaty.
Ity sarontava ity dia atao indroa isan- kerinandro.
Mazotoa ary mampihatra 😊😊😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambohidratrimo
105
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
