K&K Store

K&K Store

Share

Suivez-nous sur instagram: « 2k_s_store » https://instagram.com/2k_s_store?igshid=NTc4MTIwNjQ2YQ==

Photos from K&K Store's post 27/04/2026

Coucou nareo🤩
Elaela kely izahay tsy teto fa manomana zavatra tsarabe ho anareo....na izany aza anefa dia misokatra fona ny boutique K&K Store an😉

Hitanareo ve ireto karazana Jean tendance amin'izao ireto? mety ho hitanao eny amin'ny boutique daholo ireo fa tongava manantona mivantana😍
Misy article maro samihafa ihany koa akoatran'ny Pant Jean an😎

21/04/2026

Haut stylé à lacet 🤍🖤
Taille SM

21/04/2026

Bonjour😊
Handefa article dispo de suite eto amin'ny page isika anio (atao story ny ankabeazany😍)
Fa na izany aza tongava mitsidika ny boutique ety Ambondrona à 100 m any MRE fa ho raisinay amin'ny tsikitsiky be ianareo🥰

Photos from K&K Store's post 15/04/2026

Coucou
Santionany amin'ireo Jean disponible aty amin'ny boutique 😍
à partir de 20000 ar

12/04/2026

Bonjour😍
Izahay eto amin'ny pejy K&K Store dia mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra🩷
Misokatra izahay rahampitso manomboka amin'ny 8 h ka hatramin'ny 16 h

11/04/2026

Hello👋🏻
Mampatsiahy kely anareo fotsiny izahay hoe tsarabe ny andro fa ndao hiantsena aty amin'ny boutique K&K Store Ety Ambondrona🩷
Feno zavatra mamy kely ao fa tongava ,afaka mijery2 ato @ pejy ihany koa anefa an☺
Bonne journée🍒

10/04/2026

✨ Coucou👋🏻

Sombitsombiny kely amin’ireo arrivage haut ato aminay 😎🔥
👉 Misy dos nu sy modèle tendance maro isafidianana izy ato🫣

💬 Raha misy mahasarika anao:
Aza misalasala manontany ao anaty commentaire na mandefa hafatra miafina avy hatrany 📩

📍Boutique K&K Store à 100 m du MRE Ambondrona

⚡ Stock voafetra — aza tara!

Bonne journée🫶🏻

09/04/2026

Salama e🩷
Iza daholo no efa taty amin'ny boutique K&K Store ?
Misy arrivage haut manjakely maromaro fa tongava satria izay tonga voalohany afaka misafidy tsara😍
Aza adino ihany koa anefa fa misy article hafa toy ny Pant, jean, robe, parfum isankarazany🫶🏻

ho an'izay mahalala tsara ny toerana misy ny boutique ary e, aiza ho aiza mazava no misy anay?
Soraty eo @ commentaire dia ataontsika tirage rehefa feno 50 ny commentaire😘 mahazo credit 1000 ar izay voasarika💋

Izay aloha fa bonne journée dia aza adino ny mitondra namana rehefa makaty an😁

01/04/2026

PROMOTIONS DE PÂQUES 🐣

REMISE DE 5 à 30% sur ces articles 😱

C’est l’occasion idéal pour dénicher vos pépites en cette période de fête.

📍Ambondrona route Antaninandro vers Tohatohabato, à 20m de MRE, derrière CK2 Business

Venez découvrir nos divers articles disponibles pour HOMME et FEMME ‼️ On vous attend nombreux

24/03/2026

Tongava miantsena ato @ reto équipe mamy kelinay reto 🥰🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 12:00