Astuce beauté naturel
mizara astuce naturel momba ny volo sy ny tarehy 🥰
13/02/2024
Ho antsika Tia mikarakara tarehy Dia tena mety amintsika ny vinaigre de cidre KOa manasa antsika ary hidiatra mp ao amin'ny peJy NyAmbinitsoa fa afaka manome fahafahampo antsika izy🥰🥰🥰🥰
Ireo voka_tsoa azo avy @ vinaigre de cidre sy ny azo ampiasaina azy 🤗
*,manadio sy mampalefaka ny hoditra,manala angadrano
*Manala tavy ratsy ao amin'ny vatana
*Atao amin'ny lasary
*Mamono ny otrik'aretina anaty vatana ny fihinana azy
Tongava mp ary izay mila 🤗
09/11/2023
Coucou✋✋✋
Ty ndray ary n'y astuce mapadio tarehy zaraiko androany e
Zavatra ilaina
❤️Voatabia masaka Tsara singany 1
❤️Yaourt nature 1pot n'a ronono velona 1/2 verre
Fomba fapiasana azy
❤️ Potserina Tsara ho lasa purée n'y Voatabia
❤️Avy eo afangaro amin'ny yaourt na n'y ronono
❤️Rehefa vitæ Zay Dia ahosotra amin'ny tarehy ary masser na Tsara
❤️Avela eo mandritran'ny 20min Dia kobanina amin'ny rano matymaty
NB.afaka tahirizina mandritra n'y 5 andro n'y fangaro
🌹🌹🌹Zay fa mapiasa finaritra ary e🌹🌹🌹
Aza adino ny mipartage sy mi abonner n'y page
22/06/2023
Azadino n'y mipartage sy manao j'aime ny page❤️
Fikarakarana tarehy natoraly🥰
💜Zavatra ampiasaina
Tamotamo 1 sotro
Yaourt nature 2 sotro
Citron 1 (raha tsy bé ranony Dia afaka atao 2)
Tantely 1sotro
💜Fomba fampiasana azy
Afangaro daholo n'y akora rehetra
Atao masque am tarehy(avelao eo 15 a 20min
Kobanina am rano matimaty aveo de arahina rano mangatsika
🥰🥰Mapiasa fiaritra ary oh🥰🥰
Mapadio tarehy io
Afaka hosorana vahona avy eo Mba tsy ho simban'ny masoandro
21/06/2023
Aza Tia mandany fotoana amin'ny zavatra tsisy dikany fa sarobidy n'a n'y 1 segondra very
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anao n'y page❤️❤️
21/06/2023
Zany mintsy
20/06/2023
18/06/2023
Courage ho an'ireo efa nilaozan'i Dada😥
Mirary fety sambatra ho an'ny Ray rehetra
18/06/2023
Tsikitsiky kely VO maraina🤣🤣🤣Mirary fety sambatra ho an'ny Ray rehetra
17/06/2023
Tageo eto lay namanao maika hanambady fa tsy te hanao raharaha🤣🤣🤣
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambositra
