Miss Et Mister Menabe
Miss Menabe Magnatriky Tsy Mihambo Adidy fa Mihatsiky 💪
26/10/2025
Vita iny Ary Nahavita soa Lay 🤲🏻
Fisaora Bevata Ro Atolotry Hoany Organisateurs Taminy fety izay Niaraha natao iny
Maneho fisaora any Tale Minaoky Durin taminy fahatokisa sy fiara miasa aminay
Misaotra any Mr le Maire Baba James Koa izahay Ato Miss Et Mister Menabe ary misaotra any Mr LJ Adoré Jr.
Tahin janahary iaby tsika lay 🤲🏻💕🙏
23/05/2025
Misaotra aminy fiarahana miasa sy ny fatokisana taminy andraikitra 🙏🫶🏻
Miavia maro rolahy fa hare toy androany io aty tsika mifankahita fety masaky hiarantsika aminy Jeramen Menabe toy perte ze tsy mandeha 🥰
20/03/2025
Mandalo tsy fahasalama ny Miss Kiwan Richard Ka Andao tsika hirary soa azy amizao Tsigerintaona nahaterahany Androany izao 🙏❤️🤲🏻
Mirary fahasalama sy hery ho anao ny Association Miss et Mister Menabe Ary tahin’Andriamanitra hatrany 😇
Encore joyeux anniversaire 🎂
22/02/2025
Akory iaby e 👋
Eto Zahay ato aminy miss et mister menabe dia manome fisaorana manoka any President Association Hazomanga MR Tale Minaoky Tandroky anara taminy Fiaraha miasa niaraka taminay . Vita soa ny bonne année iny Ka isaora Zanahary ambony ao sy ny Mpikarakara ary ny mpanotro .
Tahin_ magnitsy sy Zanahary lay tsika Longo 🙏🤲🏻
10/09/2023
Longue Vie Mister Jonah Dénjey 👑
29/08/2023
Longue Vie Miss Loycee Mar👑
17/08/2023
Mister MENABE Patou Traicheur
Ombilahy mazava loha leroa tsara madroso tsara miverina
Bonne Vol 🙏💪💰
05/08/2023
Mahafaly Anay Ny Mapafantatra Anareo Fa anisany Hôtesse Ao @ RIFATSY i Miss Anjarasoa Déborà 👑
03/08/2023
Souvenir Pic Nique MENABE MIHARO RAIKY
Niarahana t@ Ireo MISS MENABE :
_ Jenny Loïs
_ Loycee Mar
_Kiwan Richard
Sy Ireo HÔTESSE :
_Michellah Made
_Vahiako Laryssah
_Manonja Raissa
_Melky Bordier Revadriss
_Vaidah Stephie
👑
Hafatra Ho Antsika Tanora Rehetra Tsy Akanavaka
Te hiteny Aho hoe tamdremo ny manaonao foana raha Sendra tojo fisarahana ianao indray Andro.
Fantatra fa mafy n'y fisarahana marary izany saraka aminy olo Tiana izany kanefa Tsy Midika izany fa Tsy ahita ny anjaranao intsony ianao na koa hoe tsisy hitia mandrakizay, diso avy hatrany Izay raha toa ka izahy no mibahana ao andohanao.
Fadio :
_ Madidididy tanana @ zavatra maranitra ity fa Tsy vaha olona Tadidio fa raha sanatria very ra ianao mandrampahatonga any @ toera pitsaboana Dia mety hiteraka fahafatesana ho anao izany.
Aiza ny tany alehany RAD nao raha maty anao sahino ihany fa tiany izy Ireo ianao matoa naterany sy hitadiavany vola Andro ama alina. Mivavaha Dia ankino aminy Andriamanitra izahy rehetra Atao fa Tsy amela anao irery izy. 💕🙏
25/05/2023
Longue Vie Miss 👑
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Analamahitsy
619
