GG Onglerie

GG Onglerie

Share

Bienvenue sur l'unique page de GG Onglerie, spécialiste de la beauté des mains. Good Game 💅

15/07/2024

Iza daholo ilay maniry ny hianatra sy handalina ny tontolon’ny hoho sy ny hatsarany?

Natao ho anareo ity formation de 5 jours ity🥰
Hianarana ao anatin’izany ny :

💅🏻 Préparations de la plaque d’ongle
💅🏻 Pose vernis
💅🏻 Pose faux ongles
💅🏻 Gainage
💅🏻 Extension sur demi-capsule
💅🏻 Polygel
💅🏻 Pose américaine
💅🏻 Full chablon
💅🏻 Dépose et manipulation d’une ponceuse
💅🏻 Soins manucure
💅🏻 Nail art et décoration

Izahay no miantoka ny fitaovana rehetra hampiasaina.

Hatramin’ny Sabotsy 20 jolay ho avy izao ny faran’ny fisoratana anarana, aza tara fa vitsivitsy ny toerana. ☺️

Andoharanofotsy ny lieu de formation fa afaka atao en ville ihany koa ho an’izay lavitra🥰

Afaka mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 034 50 052 97 raha mila fanazavana fanampiny 🥰

GG daholo 🫶

Lieu : Andoharanofotsy Volotara
Contact : 034 50 052 97

Photos from GG Onglerie's post 09/07/2024

Bonsoir daholo indray o 🩷

Elaela izay an! 🤗 koa andao indray ary isika hiaraka hikarakara hoho ao amin’ny GG Onglerie amin’ny vidiny mirary hatrany nefa tsara e🥰😉

Aza misalasala intsony maka rendez -vous☺️ na amin’ny hafatra miafina izany na antso avy hatrany, vonona ny hanome fahafaham-po anareo foana foana izahay🥰

Misaotra betsaka an’ireo cliente mamikely mametraka fahatokisana aminay ary misaotra sahady an’izay mbola ho avy 🤗

GG daholo o🫶

Lieu: Andoharanofotsy Volotara
Contact: 034 50 052 97

Photos from GG Onglerie's post 24/06/2024

Bonsoir les filles🥰
Mitohy fona ny tolotra fety😍
📌 raha maka soins manucure na soins pédicure ianareo rehefa hanao Pose dia mahazo reduction -5000ar🤑, koa araraoty ary o💅🏻

📌soins manucure+ soins pédicure + Pose vernis mains et pieds = 55.000ar🤯

Nail art et déco OFFERTS maka iray amin’ireo offre ireo ianareo🥰

0345005297 na par mp raha aka rdv☎️
Lieu Andoharanofotsy Volotara (Route vers Bevalala)
Prestations disponibles sur place ou à domicile🤗
Misaotra betsaka hoanareo izay tonga rehetra 😍🥰

GG daholo🫶

20/06/2024

Bonsoir daholo o✨

Tonga ny offre an-tsika spéciale fête o🥳

👉 Mahazo RÉDUCTION de 5.000 ar ianao raha sady manao soins manucure na pédicure amin’ny prestation izay ataonao 😍
Ohatra : Pose américaine + soins manucure = 35.000 ar au lieu de 40.000 ar 😍

👉 Soins manucure + soins pédicure + Pose vernis permanent mains et pieds = 55.000 ar 😍🥳

👉 Nail art et déco OFFERTS raha maka iray amin’ireo offre ireo ianao 😍🤗

Aza misalasala intsony o😍 Efa ho avy ny fety, alaivo dieny izao ny rendez-vous anao amin’ny halalan’ny hafatra miafina na antso avy hatrany😉

GG daholo 🫶

Lieu: Andoharanofotsy volotara
Contact : 034 50 052 97

13/06/2024

Coucou daholo🥰

Hiresaka Gainage kely isika😊 ny Gainage dia technique iray natao hanamafy sy hiaro ny hoho malemy, natao ihany koa izy io mba hanatsara ny hoho sady tena naturel be ny rendu an’izy io🥰
Tena tsara ny Gainage satria ny hoho anao ihany no travailller -na, tsy mila colle, capsule, extension, sns.

Ity ary misy horonan-tsary kely manazava ny anisan’ny étape tokony ho fantatra raha anao gainage 💅🏻
Mijereva finaritra o🥰

GG daholo 🫶

Lieu : Andoharanofotsy volotara
Contact: 034 50 052 97

Photos from GG Onglerie's post 09/06/2024

Bonsoir ✨

Toy izao indray ny asan-tànanay🥰, aza adino ary ny maka rendez-vous amin’ity semaine ity 🌸
Misaotra betsaka anareo sahady izahay🤗

GG daholo 🫶

Lieu: Andoharanofotsy volotara
Contact : 034 50 052 97

Photos from GG Onglerie's post 04/06/2024

Bonsoir les filles 🩷

Effet naturel tsara kely daholo💅🥰 aza adino ny maka rendez-vous raha tia anao hoho ohatr’izao 😍, à domicile na aty amin’ny salon ☺️

🌸Misaotra betsaka an’ireto cliente ireto 🥰

Lieu: Andoharanofotsy Volotara
Contact: 034 50 052 97

28/05/2024

Bonsoir daholo indray! 🥰

🩷 Izahay dia faly milaza aminareo fa efa disponible ny PRESTATIONS À DOMICILE ato aminay, ho an’ireo izay tsy afaka na tsy manam-potoana ankanesana aty amin’ny salon 🥳😍

🩷 Efa misy ihany koa ny pédicure ho an’izay tia sy mazoto mikaraka tongotra 🌸

Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 034 50 052 97 rehefa aka rendez -vous 🥰

Lieu: Andoharanofotsy volotara
Contact: 034 50 052 97

Photos from GG Onglerie's post 25/05/2024

🩷 Bonsoir! 🩷

Tohizan-tsika hatramin’ny 28 mai ny promotions fêtes des mères ho an’izay tsy nahatratra o🤩 10.000 ar daholo ny prestations ho an’ny MAMAN🥳😍 :

🌹Gainage + vernis permanent
🌹Pose américaine + vernis permanent
🌹Extension gel sur demi capsule + vernis permanent
🌹Full chablon + vernis permanent

Araraoty fa tena tsara e🥰

🔊VAOVAO BE🔊 Efa disponible ny PRESTATION À DOMICILE en centre ville 😍 😍 Izahay no manantona anareo🤗
Koa dia aza misalasala intsony ary maka rendez-vous amin’ny halalan’ny hafatra miafina na miantso ny laharana 034 50 052 97 📲

Misaotra betsaka an’ity cliente mamikely ity nikarakara hoho taty aminay 🥰🩷

Lieu: Andoharanofotsy volotara
Contact : 034 50 052 97

Photos from GG Onglerie's post 22/05/2024

Bonsoir les filles🥰

🔊 Manakaiky ny fetin’ny reny dia aleo mba hampifaliana kely i neny sa ahoana hoy ianareo ?😍

🩷MEGA PROMOTION POUR LES MAMANS🩷 🤩10.000 ar daholo ny prestations🤩😱

- Pose faux ongles + vernis permanent
- Pose américaine + vernis permanent
- Gainage + vernis permanent
- Extension Gel sur demi-capsule + vernis permanent
- Full Chablon + vernis permanent

👉 Afaka manao réservation dieny zao amin’ny halalan’ny hafatra miafina na miantso ny laharana 034 50 052 97🥰
😍Araraoty fa tsy ahita ohatr’izany ianareo 😍

Sinon iza no tianareo Bleu sa Rose toy ny Amin’ny sary?🥰

Lieu: Andoharanofotsy Volotara
Contact: 034 50 052 97

Photos from GG Onglerie's post 20/05/2024

Coucouu🩷🩷

Ity indray ary o🥰 extension gel sur demi-capsule, tsara ery amin’izao andro fety izao😍

Misaotra betsaka anareo hatrany izahay🤗 dia mirary soa antsika rehetra isan-tokantrano avy🫶

🩷Misokatra izahay demain an🩷

Lieu: Andoharanofotsy volotara
Contact: 034 50 052 97

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Andoharanofotsy?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Andoharanofotsy
Andoharanofotsy
102

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 18:00