Ny Fahamanjàna Maroloko
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Fahamanjàna Maroloko, Anjanahary.
👋🏻 Coucou ☺️ Bienvenue Boss! 💗
On vous accompagne pour trouver exactement ce qui vous met en valeur 💋✨
👜 SACS_PARFUMERIE 🌸
UN SOURIRE et UN BON CONSEIL,
C'est NOTRE SPÉCIALITÉ ici 🥰
034 81 131 52 📞
ANJANAHARY IIS, Tout près de Baromètre 🛍️
19/06/2026
👉 Sac de MARQUE, QUALITÉ nefa MORA 🔥❤️
Ny tena itiavan’ny olona azy dia noho izy POLYVALENT , PASSE-PARTOUT sady IDÉALE tsara ny TAILLE ´ny ✨ Couleurs maro
isafidiana , farak’izay tsara no miavaka 🫶
Enjikenjeo fa tsy dia ahitàna firy izy tony 📩
Normal be izy ity raha ho be mpankafia fa tena hoe sady Pratique no môrimôrina kely 😍✨
Polyvalent no Stylé 🔥
‼️Efa ho lany ahn.. Ireo sisa couleurs dispo 💯
Afaka 2 mois indray anie Boss ee ❤️
Avec Porte clé Cerise 🍒 Manoratra COACH tsara mihintsy ny anatiny & ivelany hatr@ Languette ✨
13/06/2026
Afaka fotoana fohy dia ho averintsika ny live eto 🫶
Ohatrinona budgets anareo ? 📩
Ho atao mixtes aloha sa ahoana? Ezahana atao misy ho an’ny rehetra ❤️❤️
Fa raha vonona @ VIP daholo isika dia afaka miditra V.VIP koa atsy ho atsy ahn 💋
Prix tena mora par rapport @ Qualité an’ny entana fa minoa ahy ianareo 💯✨✨
12/06/2026
DESTOCKAGE avant ARRIVAGE ❤️🛍️
Zaraina fotsiny .. Authentique mazava ho azy✨✨
💋 Raha sambany vao ampiasa mihintsy ianao dia araraoty @ Izao Prix cadeau be Izao 🥰
🌸 Brume / Lotion 250ml : 85.000Ar/pcs
au lieu de 125.000Ar izany ahn
🌸 Coffret duo 125ml : 120.000Ar fotsiny
Mp Ary ... limité ny stock @ io prix io ahn 🤗📩
Retour mamy be 😍❤️
Nareo koa ve manana namana mba manohana ny business' nareo?! 🥰
Merci kie Boss a 💕
La touche finale qui fait toujours la différence ✨✨
SAC DE LUXE farak’izay ankafizin’ny clientes
eto @ pejy 👌😍
( ‼️Vao Lany eo ireto dia afaka 2 mois indray ahn)
• Manoratra ny languette hatrany anatiny 🫶
• Miaraka kit kely mampiaingo azy ✨
• Misy N' de série & avec Dustbag 💫
Tena hoe farak’izay tsara no miavaka ohatran’drie no atolotra an’drie kie Boss aa.. 👜💯✨
10/06/2026
Firy izay ny "Merci Boss'nay" an’drie? ❤️🛍️
( izy io moa auto apetakay anareo )
🌸 Efa nanomboka anie ny fizarana
cadeau surprise ee 🫶🏻✨✨
Rehefa hitanay fa Cliente fidèle na koa manambatra vitsi² maro² ianao, dia mahazo cadeau surprise 💗💋
08/06/2026
Portefeuille Luxe kely 👝✨
Mety tsara ho antsika tia mampiasa sac minimini 👛
Na dia bandou kely aza anie akie dia tafiditra foana ity e 🫶 sady be compartiments, afaka avahana tsara ny 💶💵 sy ny 🪪 💳 .. Pratique be 💯
Afaka atao en poche koa na entina tanana fotsiny rehefa ilay teh ho maivamaina iny e👌
( Dispo en noir & rose , farak’izay vitsy ahn )
06/06/2026
Boss aa ‼️‼️
SAC DE LUXE farak’izay ankafizin’ny clientes eto @ pejy no Tonga 👌😍
Aza miala lavitra fa ho avy ny video 💕
05/06/2026
Asiantsika prix manimanitra eto ❤️🩷🎊
Aiza dhl ny Team Victoria’s Secret & Sol de Janeiro 👋👋
😍 Betsaka no niandry 💫
Sao avy eo taraiky fa prix cadeau be oa, tsy Mbola nisy teto izany prix izany fa aza miala lavitra ✨✨✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Anjanahary
