Fahasalamana Natoraly

Fahasalamana Natoraly

Share

Pejy natao hizarana ireo torohevitr

23/01/2023

FANALANA PANDA
concombre sy yaourt nature no mixena tsara. Ahosotra amin'ilay tarehy misy panda. Atao intelo anatin'ny herinandro. Hoitanao ny vokany.

Photos from Fahasalamana Natoraly's post 14/01/2023

📡 MBA EFA HENONAO VE?
Maro ny olona no tsy mahatoky ny herin'ny finoana ananany nefa tsy te hitsabo tena any amin'ny hery hafa rehefa sendra aretina vokatry ny ankaso. Natao hoanareo ity.
Ity hazo ity no antsoina hoe KABOKA 🍃 .
Raha mbola aretina vokatry ny mosavy ety ivelany. Izany hoe, tsy sakafo nohanina fa tongotra na tanana na faritra hafa. Ilay mivonto na manonitra hoazy tsy hitanao hoe naninona na naninona. Ka vokatry ny mosavy nataon'olona dia sitran'io KABOKA io. Na ny hodiny fotsiny aza no kikisana ahosotra amin'ilay marary dia mety. Raha efa mamaky ilay izy dia hosorana manodidina ilay vavany ny kaboka. Matoa tsy sitrana dia tsy mosavy izy izay fa aretina hafa sitran'ny dokotera satria ny mosavy ihany no sitran'io fa tsy hoe fivontosana na fery tsotra. Ny tehirizina antrano fotsiny no tsy mety amin'io hoy ny lovatsofina fa any ivelan'ny trano izy no ampirinina.
👉 Zarazarao fa mety hahasoa olona maro.

Photos from Tsetsatsetra tsy aritra's post 20/09/2022

NY BABON'AKONDRO

Photos from Fahasalamana+'s post 18/09/2022
Photos from Vaovao Farany's post 23/08/2022

Zany zareo a

Photos from Tsy hita izy ty fa tazana's post 06/08/2022

Elaela tsy nizara

Photos from Thomas fontaine's post 11/07/2022
03/06/2022

INDRO

Hita matetika miaraka amin’ny fitsaboana atolotr’i Naturopharma ny hoe asio voasary makirana ny zavatra hoanina na ny ranomboakazo izay atolotra ao anatin'ny fitsaboana, Ao ny hitsaboana ny kyste, fibrome, diabùte,rhumatisme, goutte, calcul renal, calcul biliaire, sns . Ny Argent Collodal, no ampiarahana aminy anaovana traitement matetika , mahasalama izy satria betsaka ny zava-tsoa ho entina, ao anati’izany ireto manaraka ireo:
- Ny Voasamary makirana dia ahitana vitamine C : 29mg/100g,noho izany manampy amin’ny hery fiarovana izy, misy vitamine B9 izy: 36,5mg/100g, izay manampy amin’ny havizanana , misy potassium ihany koa izy: 190mg/100g manampy ny resaka “systĂ©me nerveux”,
- Manadio ny vavony ny fisotroana ranomboasary makirana , manadio ny aty, manetsika ny sarak’aty, ary manampy amin’ny fanalana pozina amin’ny vatana ka alefany any amin’ny fivalanandrano izany.
- Manasitrana fery ny fisotroana ranomboasary makirana
- Mampihena ny hypercholestérolémie izy
Noho izany aza misalasala mampiasa voasary makirana.

Photos from Zara Soa's post 12/05/2022

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Anjozorobe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Anjozorobe
107