Sasa lamba
Benice Anti-bacterien propose des produits de soin corporelle qui protège votre peau des bactéries
17/10/2024
😏 Sahirana mitady '' PRODUIT EFFICACE '' hikolokoloina LAMBA FOTSY ve ianao?
😃Handramo ny detergent en poudre PAO 110G fa mety hamaha ny olanao :
🤩 Mitazona ny lamba fotsy ho fotsy mangatsakatsaka hatrany
🤩 Manala ny tasy vokatry ny :
- Ranomainty
- Menaka sakafo
- Mavomavo sy miofo😏 Sahirana mitady '' PRODUIT EFFICACE '' hikolokoloina LAMBA FOTSY ve ianao?
😃Handramo ny detergent en poudre PAO 110G fa mety hamaha ny olanao :
🤩 Mitazona ny lamba fotsy ho fotsy mangatsakatsaka hatrany
🤩 Manala ny tasy vokatry ny :
- Ranomainty
- Menaka sakafo
- Mavomavo sy miofo
- Voankazo mena
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP.😊
👉Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26134 81 127 65
📞 +26132 73 493 45
Livraison disponible👍
- Voankazo mena
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP.😊
👉Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26134 81 127 65
📞 +26132 73 493 45
Livraison disponible👍
16/10/2024
Etsy kely anie e! Ny "ADOUCISSANT FINELINE" koa anie ka vita Thaïland e!
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland noho izy ireo no mitovy volon-koditra sy fihodirana amintsika Malagasy ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandais dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa.
Vokatra ADOUCISSANT FINELINE izay efa fantatsika hatramin'izay Mitazona ny lokon'ny lamba 💦, Manome hanitra malefaka sy maharitra ny lamba 💦 Manamora ny fipasohana ny lamba 💦:
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP avy hatrany .😊
👉Raha toa ka te hanjifa ny vokatra MADE IN THAILAND sy te hahazo fanazavana bebe kokoa dia afaka miantso ny laharana
📞+261 34 81 127 65
📞+261 32 48 192 43
16/10/2024
Tonga indray ny hanitra hafa vaovao be amin'ny ADOUCISSANT FINELINE 😍😍, amin'ny fatrany lehibe ihany koa an!! 😉🥰 Tsara hanitra 💦, Mora vidy 💦 ary tena MAHOMBY 💦:
💖 Manalefaka ny lambanao sy manamora ny fipasohana azy ka mampihena ny fandaniana ny herinaratra
❤ Mitondra hanitra malefaka, natoraly sy maharitra ihany koa.
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43
15/10/2024
💦: Etsy kely anie e! 💦: MADE IN THAILAND
Ny "DETERGENT EN POUDRE PAO " koa anie ka vita Thaïland e!
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland 🇹🇭 noho izy ireo mitovy volon-koditra sy fihodirana ary toe-tany amintsika Malagasy 🇲🇬 ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandais dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa.
🤩 Mamerina sy mamelona ny hafotsipotsikan'ny lamba indray.
🤩 Manala ny tasy rehetra amin'ny lamba fotsy
- Ranomainty
- Menaka sakafo
- Mavomavo sy miofo
- Voankazo mena
🤩 Mamerina ny vasoka amin'ny lamba ho toy ny vaovao indray
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP avy hatrany .😊
👉Raha toa ka te hanjifa ny vokatra MADE IN THAILAND sy te hahazo fanazavana bebe kokoa dia afaka miantso ny laharana
📞+261 34 81 127 65
📞+261 32 48 192 43
15/10/2024
Anisan'ny MANDANY herinaratra ny FIPASOHANA ny lamba, ny 💦Adoucissant FINELINE💦 no anisan'ny vahaolana mampihena izany satria :
💖Manalefaka ny lamba sy manamora ny fipasohana izy ka mampihena ny fandaniana herinaratra
❤Mitondra hanitra malefaka, natoraly sy maharitra ihany koa izy.
Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP.😊
👉Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43
👉Livraison gratuite sous conditions 👍👍👍
11/10/2024
Anisan'ny MANDANY herinaratra ny FIPASOHANA ny lamba, ny 💦Adoucissant FINELINE💦 no anisan'ny vahaolana mampihena izany satria :
💖Manalefaka ny lamba sy manamora ny fipasohana izy ka mampihena ny fandaniana herinaratra
❤Mitondra hanitra malefaka, natoraly sy maharitra ihany koa izy.
Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP.😊
👉Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43
05/10/2024
💦: Etsy kely anie e! 💦:
Ny "DETERGENT LIQUIDE FINELINE" koa anie ka vita Thaïland e!
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland 🇹🇭 noho izy ireo mitovy volon-koditra sy fihodirana ary toe-tany amintsika Malagasy 🇲🇬 ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandais dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa.
Vokatra 2en1 satria sady DETERGENT no ADOUCISSANT ihany koa
Tsara hanitra 💦, Mora vidy 💦 ary tena MAHOMBY 💦
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP avy hatrany .😊
👉Raha toa ka te hanjifa ny vokatra MADE IN THAILAND sy te hahazo fanazavana bebe kokoa dia afaka miantso ny laharana
📞+261 34 81 127 65
📞+261 32 48 192 43
04/10/2024
Aza misahirana intsony mitady vokatra hanesorana ny tasy isan-karazany amin'ny lamba fa efa eo ny ❤ "DETERGENT EN POUDRE VANISH "❤ hanampy anao 😎🥰. Vokatra 3en1 satria sady DETACHANT, ANTI-DECOLORATION, HYGIENE PARFAITE:
-💦Manamora ny fikosehana ny lamba ka tsy manimba azy
-💦Mamelona sy mamerina ny lokon’ny lamba ho toy ny vaovao indray
-💦Manala ny karazana tasy rehetra izay sarotra alàna: menaka, tasy mainty, voankazo sns….
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 12:00 |
| Tuesday | 07:30 - 17:00 |
| Wednesday | 07:30 - 12:00 |
| Thursday | 07:30 - 12:00 |
| Friday | 07:30 - 12:00 |
| Saturday | 07:30 - 12:00 |