JOLIE COIF

JOLIE COIF

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from JOLIE COIF, Beauty, cosmetic & personal care, Lot ll V 14 bis Ampandrana Besarety, Antananarivo.

28/03/2026

Ny numero tsy miova☎ 0343121298
Amin izao fetin ny Paka izao
Tongava maroπŸ’‡πŸ»πŸ’…πŸ»πŸ’‹

30/11/2025

Ndao handoko volo fa fety ny androπŸ‘©πŸ»β€πŸ¦³πŸ‘©πŸ»β€πŸ¦°

14/07/2025

Aza adino ny manao coupe
F efa ho avy ny volana AoΓ»t eπŸ’‡πŸ»πŸ’‡πŸ»β€β™‚οΈ

07/05/2025
Photos from JOLIE COIF's post 16/01/2025

Tsara loatra ny volo lava rehefa voakarakara tsara
Afaka miantso avy hatrany ra te ho karakaraina sy atao manjamanja lay volonao

30/06/2024

Raha mangatsiaka kia nareo ry manja ka tsy te hivoaka ny trano vao maraina nefa te ho manja mandeha miasa an
Afaka manantona any an trano iany koa za an
Sady tsy mora simba ny volo zao fa ririnina ny andro ,tsy misy hoe tsemboka dia mora simba kely
Ny numero tsy miova πŸ’‡πŸ»πŸ’‡πŸ»β€β™‚οΈπŸ’…πŸ»πŸ’„
0343121298
0381516157

24/04/2024

Afaka manantona anareo any an trano koa zahay o
Ny numero tsy miova 0343121298

Photos from JOLIE COIF's post 25/09/2023
Photos from JOLIE COIF's post 19/04/2023

Hafa mintsy ny tanana rehefa voadio sy voavoatra πŸ’…πŸ»
Faux ongle +pause vernis 8000ar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Lot Ll V 14 Bis Ampandrana Besarety
Antananarivo