Ny Kanto Shop

Ny Kanto Shop

Share

Nous souhaitons le bienvenue à vous sur notre page

Photos from Ny Kanto Shop's post 07/05/2026

Izay mbola tsy nahazo ary e, arrivage farany ity
BONNET AVEC CACHE COU BÉBÉ 0 à 3 ANS
Prix tsy miova: 10.000ar😊

Afaka mandefa izay mila ary oh
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra.
Récupération: météo ampasapito

Photos from Ny Kanto Shop's post 07/04/2026

Mamy anie zan e☺
Satroka bas + cache nez (vaovao, coton, matevina tsara)
Âge: nouveau né à 3 ans
Prix: 10.000ar
Couleur : bleu, rose, fushia, rouge, jaune, marron, gris, noir, blanc

Afaka mandefa Mp izay mila ary oh, efa manaiky ny ririnina an. Vitsy ny stock tsika
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra. Récupération :météo ampasapito (sur rendez-vous)

Photos from Ny Kanto Shop's post 13/03/2026

Mamy anie zan e☺
Satroka bas + cache nez (vaovao, coton, matevina tsara)
Âge: nouveau né à 3 ans
Prix: 10.000ar
Mp izay mila ary oh, araraoty fa efa ho ririnina zao an. Vitsy ny stock tsika
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra.
Récupération: météo ampasapito

Photos from Ny Kanto Shop's post 05/02/2026

Amporisiho ny fampinonon-dreny☺

TIRE LAIT MANUEL STERILISABLE DR GYM BPA FREE AVEC BIBERON 150ML (importé bonne qualité, sous carton)
Prix : 35000ar

Stimulant : mampirisika ny vatana hamokatra nono ho an'ny reny tsy ampy nono ka tsy mahavoky ny zaza

Confortable: misintona tsara ny nono mandotso ka mizihitra manavesatra, misintona ny lohanono hivoaka tsara manahirana ny zazakely na koa tsy afaka manpinono direct noho ny antony personnel (lohanono vakivaky, bébé prématurés)

Aide: reny terabao reraka mila matory tsara @ alina (afaka mifandimby mapinono am papa na mpapifana) ; maman misy course atao na hiverina hiasa te hanome nono tsy tapaka ny zazakely. Azo tehirizina tsara ny nono fa afanaina atao bain-marie fotsiny mialoan'ny hanomezana azy ny zazakely (@ sary ny fomba fitehirizana azy)

Mandefasa MP izay mila ary oh, manao livraison sy mandefa any @ faritra. Récupération : météo ampasapito sur rendez-vous ihany
STOCK LIMITE

Photos from Ny Kanto Shop's post 06/01/2026

Maman terabao sy mampinono oh

TIRE LAIT MANUEL STERILISABLE DR GYM BPA FREE AVEC BIBERON 150ML (importé bonne qualité, sous carton)
Prix : 35000ar

Stimulant : mampirisika ny vatana hamokatra nono ho antsika reny kely na tsy ampy nono ka tsy mahavoky ny zaza

Confortable: manampy misintona tsara nono mandotso mizihitra matetika, nono miangona be loatra, nono tsy lanin'ny zazakely manavesatra na koa tsy afaka manpinono direct noho ny antony personnel

Aide: reny terabao reraka mila matory tsara @ alina, maman hiverina hiasa te hanome nono tsy tapaka ny zazakely. Azo tehirizina tsara ny nono, afaka mifandimby mapinono papa sy maman sy ze mpitaiza na mpapifana fa afanaina atao bain-marie fotsiny mialoan'ny hanomezana azy ny zazakely (@ sary ny fomba fitehirizana azy)

Mandefasa MP izay mila ary oh, manao livraison sy mandefa any @ faritra. Récupération : météo ampasapito sur rendez-vous ihany
STOCK LIMITE

Photos from Ny Kanto Shop's post 09/12/2025

KELY SISA OH

TIRE LAIT MANUEL STERILISABLE DR GYM BPA FREE AVEC BIBERON 150ML (importé bonne qualité, sous carton)
Prix : 35000ar

Stimulant : mampirisika ny vatana hamokatra nono ho an'ny reny terabao tsy miakatra nono tsara

Confortable: misintona ny lohanono hivoaka tsara, ny nono mandotso mizihitra miangona be loatra (tsy marary otran le seringue)

Aide: reny tsy afaka manpinono direct noho ny antony personnel, reny hiverina hiasa te hanome nono tsy tapaka ny zazakely.

MP izay mila ary oh, manao livraison sy mandefa any @ faritra. Récupération : météo ampasapito sur rendez-vous ihany
STOCK LIMITE

Photos from Ny Kanto Shop's post 30/10/2025

TONGA NY ARRIVAGE OH, izay mbola tsy nahazo ary e

TIRE LAIT MANUEL STERILISABLE DR GYM BPA FREE AVEC BIBERON 150ML (importé bonne qualité, sous carton)
Prix : 35000ar

Stimulant : mampirisika ny vatana hamokatra nono ho antsika reny kely na tsy ampy nono ka tsy mahavoky ny zaza

Confortable: manampy misintona tsara nono mandotso mizihitra matetika, nono miangona be loatra, nono tsy lanin'ny zazakely manavesatra na koa tsy afaka manpinono direct noho ny antony personnel

Aide: reny terabao reraka mila matory tsara @ alina, maman hiverina hiasa te hanome nono tsy tapaka ny zazakely. Azo tehirizina tsara ny nono, afaka mifandimby mapinono papa sy maman sy ze mpitaiza na mpapifana fa afanaina atao bain-marie fotsiny mialoan'ny hanomezana azy ny zazakely (@ sary ny fomba fitehirizana azy)

Mandefasa MP izay mila ary oh, manao livraison sy mandefa any @ faritra. Récupération : météo ampasapito sur rendez-vous ihany
STOCK LIMITE

Photos from Ny Kanto Shop's post 14/09/2025

Redispo amzay ho antsika ilay tsy nahatratra oh

LIT MOUSTIQUAIRE BEBE + MATELAS et OREILLER (0 à 2 ans ou plus)
Miaro ny torimason'ny zazakely @ moka, lalitra, bibikely isan-karazany n'aiza n'aiza na ao an-trano, na eny an-tokotany, na eny @ picnic, na any @ vacance. Azo entina tsara sady tsy manahirana

Couleur: bleu, rose
Prix: 25000ar (LIVRAISON GRATUIT EN VILLE)

Mp raha mahalina antsika ary e, manao livraison sy mandefa any @ faritra
Récupération : arrêt bus météo ampasapito (sur rendez-vous iany)

Photos from Ny Kanto Shop's post 11/09/2025

Tonga ny arrivage tsika sao t**d ary eh.

TETINE A FRUIT BEBE MANOMBOKA 4 MOIS
Tsy mila courant, tsy mifidy ora, mety tsara ho an'ny zazakely manomboka maniry nify (Silicone, soulage les poussées dentaires).
Afaka asiana ireo voankazo na sakafo rehetra tianao hoanin'ny zazakely, miaro azy tsy ho kenda. Mampianatra azy mahaleo tena

CASQUETTE DE BAIN ET CACHE OREILLE BÉBÉ 3 MOIS à 3 ANS ET PLUS
Miaro ny tarehy sy ny mason'ny zaza tsy ho tratry ny ranon-tsavony, ny sofin'ny zaza tsy ho tafiditry ny rano ary miaro amin'ny masoandro ihany koa. Portable tsara afaka entina n'aiza n'aiza (vacance, piscine, plage)

Prix: 8000ar
Mandefasa MP hatrany izay mila ary e, manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra
STOCK LIMITE

Photos from Ny Kanto Shop's post 02/09/2025

REDISPO COUCHE LAVABLE RÉGLABLE AVEC INSERT
Tsy ariana fa azo sasana tsara de afaka averina ampiasaina, azo règlena arakaraka ny habean'ny zazakely ny idiny

COUCHE LAVABLE: tissu imperméable, importé marque original, très bonne qualité
INSERT: tissu coton serviette, bonne qualité, durée (insert iray = 3h à 4h maximum)
ÂGE : bébé 0 à 2 ans et plus

Mode d'emploi: atsofoka ao anatiny na atao eo ambonin'ilay couche ny insert. Ra mipipy fotsiny ny zaza de ny insert ian no soloina, ny couche afaka tsy soloina raha tsy rehefa micaca ny zazakely.

PRIX FIXE : Couche 1 + insert 1 = 10.000ar
(afaka misaraka : couche 6000ar, insert 4000ar)

Mandefasa MP ary izay mila oh, manao livraison sy mandefa any
Récupération : arrêt bus météo ampasapito (sur rendez-vous)
STOCK LIMITE

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo