Aina massage
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina massage, Spa, Antananarivo.
18/09/2023
09/10/2022
Ho anareo izay vehivavy bevohoka ka marary valahana
09/10/2022
Ho antsika izay marary lamosina ihany koa
09/10/2022
Ho antsika manana olana mikasika Nerf sciatique
06/10/2022
Salama Tompoko,ho anao manana olana mikasika ny vatana toy ny vanin_taolana manakotsako,tanana na tongotro folaka,nerf sciatique,rivotra mahazo toerana tsy mety afaka fa miverimberina foana,sns.Afaka manampy anao tsara hamaha izay olana izay Mr Aina,manan_talenta manokana 'ny otra sy fanafody natoraly tena mandaitra sy azo antoka ao anatin'ny fotoana fohy nefa tena mahasitrana.Tongava ary fa aza misalasala fa mandray anao am_pifaliana izahay tompoko. contact:0338539895
Manana olana eo amin'ny vatana toy ny folaka,rivotra,vanin-taolana... ve ianao ka sahirana mitady vahaolana.
Afaka manampy anao izahay aminy alalany otra sy fanafody natoraly
Mr Aina Kinetherapeute
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
