Regime Food
fensrkwordPress.com
17/07/2021
Salama Tompoko !!
Fizarana hatrany 🙂
Vokatra ny voatabia koa araraoty ny mihinana azy 😍
Mitondra fahasalamana ho antsika
Mirary Soa ô 😘
15/07/2021
Bonsoir 🙂
Ny tanjon'ity pejy ity moa dia "hampihena anao vetivety" 😱 sy "hanome fahasalamana"ho anao hatrany satria dia natoraly hatrany ny vokatra izay omenay ho Anao
-Androany dia mbola hiresaka hatrany ny mahakasika ny"Jus Détox" isika satria dia maro karazana izy no sady mahomby hatrany
-Ny fomba fampiasana azy moa dia mitovy :
*Sotroina isakin'ny Vao mifoha maraina , atoandro Ary hariva mialoha ny atory
*Izany hoe 1vera maraina,1vera atoandro ,Ary 1vera ariva.Mandritra 2herinandro dia ahita résultats enao
Koa manasa Anao hanaraka ny pejy hatrany 🙂😘
15/07/2021
Salama Tompoko 🙂
MBA ampetrako eto fotsiny ireto
Mazotoa mijery sy mamaky ô
Mirary soa 😘
13/07/2021
Salama Tompoko !!
Te ho Salama Tsara ve ianao? Na koa te ihena?😱
Natokana ho Anao ity sakafo ity 🙂
-Satria Dia natoraly tsara no sady aram-pasalamana
-Koa manasa Anao ary handray anjara 🙏
Misaotra tompoko 🙂
-Mihinana Finaritra ô 😘
11/07/2021
Bonsoir 🙂
Je vous présente une boissons détox pour élimine les toxines, pour avoir un ventre plat et pour perdre de poids 😱
-100% naturel
-sans eau et sans Sucre
-500ml
-Seulement : 3000ar 🙂
-Sur commande
02/07/2021
Bonsoir 😄
C'est ma première publication sur cette page 🙂
Alors merci pour les 👍 😍 ,pour pimenter l'ambiance sur cette page ,je vous propose une petite question et j'espère que vous pensez au moins la réponse dans vos pensées 😘
Pour être à l'aise en vacances vous devez perdre ...kg!??
Bonne soirée 🙂
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
67Ha-Nord-Est Logt 2023
Antananarivo
101
