Bio Koloina Tsara
Ity page ity dia natao hoatsika rehetra izay te hiserasera sy hikarakarana hendrika ...
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Necritoiv Niaa
03/11/2024
Ho antsika izay manana olana tarehy. Misy vokatra natoraly vita avy amin'ny VAHONA sy RONONO mety amin ny tarehy rehetra atolotray ampifaliana ho antsika.
🌸 Crème de nuit❤️
Manala tasy, panda, kentrona, mony, menamena amin'ny tarehy, mangidihidy amin'ny tarehy.
🌸 Crème du jour❤️
Miaro amin'ny masoandro sy ny rivotra.
🌸 Lait ❤️
Manala ny loto sy manampy amin'ny tasy sy izay rehetra manelingelina tarehy.
🌸 Contour des yeux❤️
Manala kentrona manodidina ny maso.
Maharitra 4 mois ireo, 3 ème jours manomboka mahita vokatra.
Mandefa any amin'ny Faritra
Prix : 50000ar
Siège : Arrêt bust 133, akaikin'ny Gargotte zoky Éric 67ha.
Tél. 0381137287
Big shout out to my newest top fans! Necritoiv Niaa
03/01/2024
Promotion mois d AVRIL 2024.
Ho anao izay manana olana amin'ny tarehy : 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗽𝗮𝗻𝗱𝗮, 𝘁𝗮𝘀𝘆, 𝗸𝗲𝗻𝘁𝗿𝗼𝗻𝗮. 💓 Izahay dia manana vokatra natoraly vita avy amin'ny vahona sy ronono💓.
À partir 3 ème jour Dia mahita vokatra tsara.
Mandefa any amin'ny faritra.
Livraison gratuit.
Point de vente : Noni Analamahitsy sy Ampefiloha. Siège pour consultation gratuite : Vatomanga antohomadinika
Tél. 0343722684
10/09/2023
Promotion mois de Mars 2024.
🌸 Vita avy amin'ny VAHONA sy RONONO (lait). Mety amin'ny hoditra rehetra 🌸
✅ Ito ny tolotra tena tsara hoantsika mitady produit fanadiovana tarehy sy fanalàna ireo tasy toy ny : panda, kentrona, tasy, point noire, menamena amin'ny tarehy
✅ À partir 3ème jours dia efa mahita vokatra
Ireto gamme complet ireto no manala izany. Gamme PM 20000ar maharitra 1mois. Mandefa any amin'ny Faritra izahay.
Point de vente : Noni Analamahitsy sy Ampefiloha
Siège : Poste 67ha
Tél. 0345531894
Consultation sy frais de livraison gratuit
(produit de beauté)
18/06/2023
Promotion mois de juillet 2025.
- Gamme complet 20000ar
- Crème de nuit, manala : tasy, kentrona, panda.
- Crème du jour : miaro amin'ny rivotra sy masoandro.
- Masque mampihenjana tarehy.
- Lait manadio sy manampy fanalana tasy.
Livraison et consultation gratuit ary Mandefa any amin'ny Faritra.
Point de vente : Ampefiloha, Analamahitsy, Poste 67ha
Tél. 0343722684
(produit de beauté)
18/06/2023
Promotion mois de juin. Gamme complet 20000ar. Crème de nuit manala panda sy kentrona ary tasy. Crème du jour miaro rivotra sy masoandro. Masque mampihenjana tarehy . lait manadio sy manampy fanalana tasy tarehy. Liv gratuit. Mandefa faritra. Point de vente Analamahitsy. Ampefiloha. 67ha poste.Tel 0345531894
06/04/2023
Mitohy promotion mois d Avril 💖 gamme complet 20000ar. Creme de nuit. Creme du jour. Lait. Masque. Vita vahona sy lait. A partir 3eme jour manomboka mahita resultat💖 creme de nuit manala tasy. Panda. Kentrona. 💝 Creme du jour miaro rivotra sy masoandro. 💖 Masque mampihenjana tarehy💖 lait manala ny loto. Afaka mandefa faritra. Liv gratuit tana.💖 Siege poste67ha.💖 Point de vente noni analamahitsy alohan bassin. 💖Andavamamba ampitan sipem mitsofoka pavet cote droite akaikin mvola.💖 Tel 0345531894
06/04/2023
16/02/2023
Mitohy Promotion mois d AVRIL Gamme complet 20 000ar creme de nuit Creme du jour. Lait. Masque❤️ livraison gratuit. Creme de nuit manala tasy. Panda. Kentrona. Creme du jour miaro masoandro. Masque mampihenjana tarehy manala kentrona. Lait manadio tarehy. Raha mande tsirairay dia 3000ar frais livraison. ❤️ Creme de nuit 7000ar ❤️Creme du jour 7000ar. 💓Masque 3000ar. 💓 Lait 5000ar. ❤️ Creme manala mony/ point noires /manala mena2 px 10000ar
A partir 3eme jour manomboka
Mahita resultat
Point de vente noni analamahitsy alohan ny bassin na Andavamamba ampitan Sipem. ❤️ Siege poste 67ha 0345531894 / livraison partout madagascar
26/01/2023
Promotion JANVIER Ho antsik manana olana tarehy misy panda. Kentrona. Tasy. Ireto ny gamme mety hoditra rehetra. Vita vahona sy lait. A partir 3eme jour manomboka mahita resultat. Afaka mandefa amin ny faritra liv gratuit raha mividy gamme. ❤️Raha tsirairay dia misy frais 3000ar. Px tsirairay creme de nuit 7000ar. ❤️Creme du jour 7000ar. ❤️Lait 5000ar
Masque 3000ar. Point de vente Analamahitsy. Ampefiloha
Andavamamba. Siege pres poste 67ha Num tel 034 55 318 94
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Mahamasina
Antananarivo
101
