Matsiro soa
Special poulet fermier
28/10/2025
coucouuu ❤️❤️. fiverana eto tsika zao dia tonga de promotion Authentique be ny atao tsika ❤️❤️ CREME SOLAIRE MIXA sady anti- tache no anti- ride. produit de marque importé daholo reo aaa
25/06/2024
Salanitra eee .Misokatra Ny "SOSISY SPECIAL POULET FERMIER" rahampitso 26 juin. Ety 67ha ihany no ahitana anay. 0329365161 no antsoina mivantana
06/06/2024
Salama tompoko. Ieny ela tokoa no tsy nisokafa tsika izay fa nohony fahoriana nianjady taminay dia niato kely izahay. Izao anefa miverina indray izahay tsy miova fa "SAUCISSE POULET FERMIER " foana nikalitao nihatsara be.
-saucisse au poivre vert
-saucisse fine herbe
-special fromage.
Misokatra Alahady foana isika .ary manao livraison ihany koa. Eto 67 arret 30 ny repere tsika
Miarahaba tompoko.ilana tsiny indrindra commande voaray ka tsy lasa fa nohony fahoriana izay nahalasany Vady MALALAKO .Miteny eto ihany refa miverina ny asa
08/03/2024
Eny ary Tompoko rehefa natao izany ny fijerena izay naman-tsika be reaction t@ilay lalao natao dia izy 2 ireto no nivoaka mpandresin-tsika.koa manasa azy ireo hiditra Mp aminay. Eto izahay dia manasa antsika rehetra foana hanaraka ny pegy na sy hanasa ny namantsika foana mba hy LIKE ny page tsika foana fa mbola bediabe ny lalao hataon-tsika
1er= Hamintsu Wayne
2em= Wivica Simoné
manasa anareo mba hiditra Mp aminay. Mbola ho avy koa ny anjaranao io Tompoko 💪
08/03/2024
Salanitra eee.🥰🥰 mitohy hatrany ny livraison tsika aaa!SAUCISSE SPECIAL POULET foana ny antsika.!🥰tonga ary ilay fotoana hijerentsika hoe izay ilay hahazo sosisy 1kg iny. 🥳🥳 Apres -midi ny publication valiny sy publication vaovao ndray hahazoany client hafa ndray. Mirary soa ary tompoko o .
Salanitra eee❤❤ kely sisa dia ho tonga ilay andro hahazoanao ilay SOSISY 1KG be izao iny eee.ataovy 👍 ny page tsika de identifier o ny namanao hi 👍koa dia izay be 👍 no hahazo azy aaaa. ⏳Tic Tac ❤❤
03/03/2024
Salanitra ee🥰 Mitohy foana ny livraison tsika *SAUCISSE SPECIAL POULET* misy izay ilainao 1/2 kg na 1/4 kg.ety de vente 67ha sud arret 30.☎️0329365161
*SPECIAL SOSISY POULET 🧀🧀=24000AR KG
*SPECIAL FINE HERBE 22000AR KG
*SPECIAL POUVRE VERT 22000AR KG
Na any ampiasana aza ianao dia anateranay foana e .Mazotoa ary ❤
29/02/2024
Salanitra eee . Tonga ary ilay vokatra ela nandrasana iny. *SPECIAL SAUCISSE POULET FERMIER* sosisy tena gout miavaka izay mbola tsy fahita tao anatiny 60 taona 🥰 satria dia tsiro hafa mihitsy:
- SPECIAL SOSISY FROMAGE:24.000ar
-FINE HERBE:22000ar
-AU POIVRE VERT :22000ar koa. Ny point de vente nay dia eto 67ha arret 30. Contacte rapide:032 91 272 92 .Wats app:032 93 651 61 ❤️Ary manao livraison ihany koa izahay. Isan-kerinadro dia hisy fisariana ka misy client 2 hahazo sosisy izay tiany 1kg gratui 🥰😍🥰. Tsotra fotsiny ny hazahoanao izany dia *LIKE * ny page tsika dia MENTION neo eo ny namanao hy LIKE ny page tsika koa dia raha be j’aime ianao dia azonao izany.koa manasa anao handray anjara fona.Mankasitra 🙏🏻🙏🏻🥰❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Antananarivo
