Mihary'Soa beauty

Mihary'Soa beauty

Share

Coiffure à domicile

15/05/2025
21/05/2022

Salama daholo
Ity indray ny VOKATRA VAOVAO ,LOTION CAPILLAIRE:
à base de girofle , anti chute,anti pelliculaire, activateur repousse
Mampijanona fihitsanambolo, Manala angadrano,manampy amin'ny fanirian'ny volo...

-hosorana amin'ny hodidoha, volo maina
-avela hilona mandritry ny 25mn anaty fonosana
-kobanina amin'ny rano betsaka
-tsy mampiasa shampooing hafa intsony
-atao isaky ny 2andro raha te ahita vokatra haningana
-andro vitsivitsy Dia ahita VOKATRA ianao

Azo jifaina @ Vidiny 15000ariary monja 😍

Photos from Mihary'Soa beauty's post 10/03/2022

Salama daholo
Andao isika mba hikarakara volo indray ary e
Ireto misy gamme complète
Masque soins et nutrition 500ml
Shampooing booster d'éclat 500ml
Shampooing protecteur de couleur 500ml
Sérum hydratant et thermo-protecteur 60ml
Gamme à 30000ar afaka misafidy amin'ilay shampooing na violet na blanc miankina amin'ny volonao hoe miloko sa tsia 😍
Aza adino ny mandefa MP raha hanao commande
Araraoty fa promotion @ ity volana ity an 😊
Manjifà ny vita Malagasy 💖

Photos from Mihary'Soa beauty's post 23/12/2021

Ny anio 😍😍😍mbola afaka miditra MP raha te ho manja2 @ fety an 😉

07/12/2021

Coucou efa manitra2 fety izy izany
Andao ary ho asintsika promotion be e
Izay manao volo à partir ny 12décembre dia 10000ar daholo na lava na fohy
Frais miankina @ toerana ka tonga dia alefao ary ny réservation sur MP 😉😘

Photos from Mihary'Soa beauty's post 19/10/2021

Salama daholo 👋
Tia hanao volo ve ianao nefa tsy dia manam-potoana firy?
Natokana ho anao ity tolotra ity😊
afaka manatona anao any an-trano izahay @ sarany tena mirary 😉
Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina na tonga dia miantso mivantana @ laharana eo ambony fa ho raisinay am-pifaliana hatrany 😊😍
Zarao ny pejy mba ho hitan'ny hafa 😘😘😘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ambatomaro
Antananarivo
101