Andry Coiff Ankadifotsy
Andry coiffeur à domicile
08/11/2025
MISY RDV EN VILLE ANDROANY ASABOTSY IVANDRY
MERCI
MISY RDV EN VILLE RAPITSO ALAKAMISY APRÈS-MIDI BESARETY RASALAMA
Salama daholo isika !
Efa misy ny sur rdv aty antrano amboanjobe Iavoloha izao ho an'izay efa nangataka izany ka tsy maintsy miantso mialoha foana manome rdv précis mba hialana amin'ny fifandisoana
Merci 🙏
📞0342907490
Ou
📞0331220792
01/10/2024
Salama daholo ! Ho fandaminana mialoha ny resaka fanaoavana RDV À DOMICILE dia ny tsara indrindra ny miantso iray andro mialoha mba hahamora ny famonjena ny fotoana homenareo satria aty Amboanjobe Iavoloha za no miainga, PK19
👉NY resaka TARIF dia 15.000ar + déplacement (5000ar À10. 000AR arakakiny toerana aleha)
Nb:👉 Raha misy olona miaraka na mifanakaiky dia afaka resahana tsara ny momba io déplacement io mba tsy hanavesatra loatra azy
👉Ezahana omena mialoha eto ny fotoana hiakarana ka hiantson'izay vonona hiaraka fotoana izay
Mankasitraka e !
06/09/2024
14/08/2024
TONDEUSE VGR HAIR CLIPPER ⚡PROFESSIONNEL⚡, HAIR TRIMMER ⚡PROFESSIONNEL⚡ VAOVAO SOUS CARTON SCELLÉ 📞:0342907490
10/05/2024
👉✂️✂️👉Tondeuse spécial VGR CHARGEABLE PROFESSIONNEL 👌✂️✂️👍
03/08/2023
Service à domicile disponible tous les lundis
Prise de Rendez -vous à l'avance
Merci
0342907490/0331220792
16/06/2023
👍✂👍
28/04/2023
👉✂👈
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ankadifotsy
Antananarivo
TANA101
Opening Hours
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 17:30 |
