Coloration à domicile by Savio

Coloration à domicile by Savio

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coloration à domicile by Savio, Beauty, cosmetic & personal care, Tananarivo, Antananarivo.

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 12/05/2026

Fa ity sipa kely ity hoa tena mamy be eee🥰🥰🥰♥️
Nareo ne hoa rehefa tsy miavonavona dia tena ho plus que satisfaite🥰🥰🥰🥰

Alefaso mp ary ny halavanle volonareo dia omena prix eee🥰dia maka rendez-vous amzay😌❤️

Mirary soa be dia be hoanareo izay nandoko tamiko rehetra foana zah anh🥰Milay daholo nareo♥️
Eto zah mbola manantena anareo mbola tsy nanao koa mba haka rendez-vous amzay🥰🥰

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 10/05/2026

038 34 536 16♥️

Bonsoir mes loulouuu d'amour 🥰💖

tsy mitsahatra ny manome ny tsara indrindra ho anareo hatrany ny tenako "Maman'i Savio"😍♥️

aza misalasala ary maka rendez-vous anh
Shampooing sy masque iantohanareo hatrany anh♥️
Alefanareo Mp ny modèle sy ny sary ny volonareo dia mahazo prix ianareo😁

Mazotoa daholo ooh🥰

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 03/05/2026

Ny tsara sy ny meva hatrany hoa eeee💖🩷
Misaotra foana malala amle miverimberina matetika am Savio🥰🥰(tsy midika zany hoe isambola de hiverina eo daholo anh😂isaka 6 mois ihany tsika vao mihaona anh🥰🥰)

Rehefa manao soin tsara nareo dia tsy simba zany ny volonareo ry mamikely anh🥰🥰afaka mandoko in-droa isan-taona mihintsy rehefa tsara karakara oooh🥰❤️

Dia manantena anareo mbola tsy nanandrana ireo aho mba haka rendez-vous fa tsy anenenanareo ny maka ahy💖🥰
Mirary Alahady mahafinaritra ry malala isany anh🥰🥰
bisouuuuuuu

tel: 038 34 536 16

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 22/04/2026

Coucou daholo ry malala isany🥰❤️
Avant et après mamikely hatrany no atolotro anareo🥰🥰
Alaivo ary rendez-vous antsika oooh🥰

0383453616🩷

merciii beaucoup anareo matoky ahy hatrany🥰

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 13/04/2026

Bonjour mes loulous 🩷🩷

Avant et après mamikely hatrany eee🩷

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 02/04/2026

Coucouuu🥰🥰🥰
Efa feno ny rendez-vous antsika alohan'ny Pâque ry mamikely anh

Ho an'izay mangetaheta tia hiova look dia afaka maka rendez-vous à partir 10 Avril 2026🥰
Bisouuuu bisouuu daholo dia mirary herinandro masina ooh🥰❤️

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 31/03/2026

Déjà la 8éme coloration pour ma cliente fidèle🥰🥰🥰
misaotra misaotra misaotra foana akie Malala Nah Rindra Dina
mankasitra be dia be koa am fitondrana namana anh🥰❤️
Tena milay Ndrie❤️🥰

aza adno ary maka rendez-vous une semaine aloha foa a ry manjatina😌❤️

eto aho dia vonona hanome an'ny tsara indrindra avy aty amiko ho anareo maty ahy ireo🥰
tena tiko daholo nareo ato na ny panaraka ahy fotsiny fa mbola tsy nandoko aza🥰🥰🥰
bisouu les filles

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 15/03/2026

0383453616🥰❤️

coucou mes loulous ❤️🥰
tsy mitsahatra ny mizara ny soa sy ny tsara ho anareo hatrany❤️❤️

efa akaiky ny fety ry mamikely fa ndao tsika hiova look kely ndray eeee❤️🥰

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 13/03/2026

Coucou mes loulous❤️
Tsy mitsahatra mizara zavatra manjakely ho an'lisany foana moa zany ny tenako❤️🥰
Aza adino ary maka rendez-vous raha te ho tsara volo🥰🥰🥰

misaotra be dia be anareo matoky ahy foana aho zareo anh🥰❤️
Mivavaka ho anareo ireny aho mba ho tonga am tanjona irinareo ianareo🥰❤️

Ny soin ataovy tsara foana ry mamikely anh🥰

Photos from Coloration à domicile by Savio's post 11/03/2026

Avant et après maikely an'ity sipa manjakelinay ity🥰❤️❤️
merci amin'ny fahatokisana retsy anh🥰❤️

Efa akeky izao ny p***a ry manjakely isany fa andao handoko volo anh🥰🥰🥰

aza adino ary maka rendez-vous ao am mp
contact : 0383453616

Bonne soirée daholo ry malala anh
dia bisouuuuuu❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Tananarivo
Antananarivo