Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty, Beauty, cosmetic & personal care, Mada, Antananarivo.
🌿 Passionnée par la beauté et le soin des cheveux.
💙 Créatrice de confiance, naturelle et authentique.
🇲🇬Mikarakara ny volo aminy vokatra natoraly
🇲🇬🇲🇬🇲🇬VITA MALAGASY🇲🇬🇲🇬🇲🇬
25/07/2026
Ndriiiii mitady ahazo kely indray aho ato 😔🙈
🌺 Mihezaka mankafy ny fotoana, mankasitraka ny fiainana, ary mamorona fahatsiarovana tsara tarehy isan’andro. ☀️
25/07/2026
🔥Anisany azahoana « Repousse » sy mampalefaka ary manome aina tsara ny volo raha maina be aminy maha « Soins protéine » azy ❤️
✨Andramo ny ultra repousse
💚 Manampy:
• Hampitombo haingana ny volo
• Hampihena ny fihintsanany volo
• Hanamafy ny fakam-bolo
• Hampatevina ny volo
❣️Tsy mila manahy intsony amin’ny volo manify
🤍Ultra repousse
100ml :16.000ar
200ml:30.000ar
🚲Manao livraison amin’ny toerana izay misy anao
24/07/2026
🙈Nisafidy ny nanao volo na nikitika appareils chauffants aho taty aminy vacance noho ilay sady mitaiza kely no te ho manja lalandava 😂.
‼️Tsy manampotoana be hanasana loha matetika aho dia nataoko ny volo io , tsy nolemako fotsiny , censé Tokony hiraikidraikitra be izy tratrany rivodranomasina fa tena au contraire malefaka sy mateza ilay volo noho ireto BAUME & HUILE ireto 😍 tsy maina be ihany koa fa somary naika gras kely fotsiny noho izy tena isanandro no anosorako azy aminy rambony volo 🙂↔️❤️ FA TSARA FOANA sa ahoana hoy ianareo ?
24/07/2026
Ny fitambaran'ny Crème Coiffante sy Huile Repousse no nanampy azy t'amin'ny:
🌿 Fampaniriana ny volo
🌿 Fitsaboana ny volony
🌿 Fihenan' ny fahatapatapahan'ny volo
🌿 Mampalefaka sy mampamirapiratra tsara ny volony
💚 Vita amin'ny akora voajanahary, ka mety ampiasaina isan'andro.
Raha mitady volo lava, salama ary matanjaka ianao dia afaka manandrana ity combo repousse ity!
📩 Alefaso hafatra izahay raha mila fanazavana na hanafatra.
24/07/2026
🌴☀️ Vacances sambatra… volo voaaro!
Ny masoandro, ny rivotra ary ny ranomasina dia mety hahatonga ny volo ho maina, mora tapaka ary very famirapiratany volo nao .
✨ Hoan’ilay tsy tia menaka indray ny SOIN SANS RINÇAGES By Or Beauty dia natao hiaro ny volo noho izy ireo:
💧 Mitazona ny hamandoan’ny volo. (Hydratation)
🛡️ Mamorona sosona fiarovana amin’ny masoandro sy ny ranomasina.
✨ Mampihena ny frisottis ( mitsoboloboka)ary mitazona ny volo ho malefaka sy mora karakaraina.
Aza miandry ho simba vao hikarakara azy. Arovy dieny izao ny volonao, dia ankafizo am-pitoniana ny vacances! 🌴❤️
Nalako teto daholo ny stress ko rehetra nandritra izay 6 mois izay anomanako s’y hifantohako aminy vokatra vaovao ny BY OR BEAUTY 😂❤️.
🌴 Il faut se lâcher un peu 🫀
23/07/2026
Te hanana boucles voafaritra tsara sy malefaka ary mamirapiratra ve ianao? ,🥰
Leav in crème à base de hibiscus izao no nampiasainy teto 💆🏻♀️🌺 :
✅ Manome hamandoana ny volo.
✅ Mampalefaka sy manamora ny fikarakarana azy.
✅ Mampiseho sy manamafy ny boucles.
✅ Mampihena ny frisotis ary miaro ny volo tsy ho maina.
🌿Manana gamme curly complète ihany koa izahay : Leav in + Masque hydratant + shampoing bouclette ary Leav in gombelle ihany koa raha somary makiana ny volonao 🥰
🌿 Omeo fikarakarana voajanahary ny volonao mba ho salama sy ho tsara endrika isan'andro❤️
23/07/2026
Motivation vao maraina kely ♥️ Toy izao nynanombohana ny CRÈME COIFFANTE ntsika voalohany 🥹. 5 taona lasa izay boîte bledina anjanako no nataoko dia manao partage amin’ireny Karazana page beauté beauté ireny 🥰 ( Vao hitanzareo malafolafo kely dia bloquény avy hatrany 🫣mila hitomany mihitsy farany heritaona taty aorina nanokatra page ihany )
✔️3 taona taty aoriana misy BOUTIQUE 6 / Revendeur eraky Madagascar 🇲🇬 , misy vitsivitsy any ivelany ihany koa .
❣️Mbola hotantaraina eto ny sedra nolalovana sns… fa eto aho mankasitraka anareo nanohana hatraminy farany 🙏🏽🙏🏽.
Bonne journée oh 😘.
23/07/2026
Oviana Ianao no nikarakara volo farany ? ‼️Raha ao TULEAR ianao dia aza adino mandalo amizareo fa misy GAMME NY BY OR ao 😍♥️ Tsy lany frais intsony ianao amin’izay 🔥♥️
22/07/2026
😏Tsy te aheno intsony aho oe simba ny volo avy nanao vacance an. 🌴
📌Raha mieritreritra ny handeha na hanao vacance iny ianao dia aza adino ny mitondra na dia iray amin’ireto HUILE , CRÈME , BEAUME fa tena ampy hiaro ny volonao izy ireo . 😍
🫶Ny antony dia izao:
* 🌊 Ny rivotra avy any an-dranomasina dia misy sira (sel) izay mety hahamaina ny volo sy hampitombo ny fahatapahany.
* 💨 Ny rivotra mafy koa dia mampikorontana ny cuticule-n’ny volo, ka mora mifamatotra sy tapaka izy.
* 💧 Rehefa manosotra huile végétale ianao dia mamorona sosona manify eo ambonin’ny volo, izay:
* mampihena ny fidiran’ny hamandoana sy ny sira be loatra;
* manampy hitazona ny hamandoana efa ao anatin’ny volo;
* mampihena ny frictions sy ny fahatapahana ateraky ny rivotra.
‼️ Aza asino manasa ny volo amin’ny rano madio rehefa avy eny amoron-dranomasina mba hanesorana ny sira.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Mada
Antananarivo
