Kolo Tarehy Natoraly

Kolo Tarehy Natoraly

Share

Kolo vatana

01/10/2022

Kolo Tarehy Natoraly.
Maro be ianareo no miantso anay isan'andro,Oviana
ihany no misy ny savon beurre de karite,mbola tsy
tonga foana ve?mbola tsisy foana ve?
Efa misy ilay izy fa tena ialako tsiny aminareo nefa fa niakatra kely ny vidiny.Tsy hoe tsara sy be mpitady ilay izy dia manararaotra mampiakatra prix izahay fa ilay akora ampiasana amin'azy mihitsy no niakatra be
vidiny tompoko.
Ny savon beurre de karite dia vahoalana ho an ireo
izay manana hoditra efa manify
sy simba ny produits isa-karazany na koa ireo
izay te ho manjamanja hikarakara ny hodi-tava.
Savon beurre de karité manala mony,hodi-potsy,
manala point noir, menamena amin ny tarehy, tarehy
vakivaky,panda efa ela be tsy mety afaka.
Vidiny:25.000ariary
Antsoy ny:0348057627
Manao livraison manerana an i Madagasikara

Kolo Tarehy Natoraly Kolo vatana

28/09/2022

Araraoty fa efa tonga indray ny creme baobab sy kinkeliba ho antsika hanadio tarehy.Aza tara fa izay tonga lany ohatran ilay tamin ny farany teo.
afaka manao livraison amin ny toerana misy anao.
prix:25.000Ariary
contact :0381315102
lieu:Health and beauty Ambatomirahavavy

Kolo Tarehy Natoraly Kolo vatana

22/09/2022

Manaova ohabolana iray de soloy hoe ex ny teny farany😄

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101