Elia Mizara Soa

Elia Mizara Soa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Elia Mizara Soa, Health/Beauty, 0346151075, Antananarivo.

04/08/2025

Alaivo sary an_tsaina hoe tato jesosy no teraka😜

24/07/2023

Ny mpanitsakitsa_bady dia manao vady saikin'ny hafa😥
Manemitr'ivelany,mampihaingo n'y tsy an'ny tena,manompo ny an'ny sasany😵
Tsy mahafoy saron_doha ho am_bady🥴
Fa mahafoy lamba sy akanjo ho an'ny sasany
Tsy mahavidy taovan_kena fefany ho am_bady😷
Fa mahavidy hena ho an'ny hafa💔
Mividy sira ho am_badin'olona,ka manambe takolaka ny an'ny sasany😳
Mambotry tena toy ny fanoto ,Mamorovoron_tena toy ny tadio🤭
Mpamosavy in_droa Mélina ,ihandronan'ny vavam_bahoaka😱
Sady meloka @ tena ,no meloka @ n'y an'olona😥
Ka raha olona tia olon_kafa noho ny vady ,tia ny any ivelany noho n'y ao an_trano🤔
Izany no olona tia ny ratsy noho ny😠 tsara.Mankafy voalavo noho ny trandraka.😫
Ka tsy mba olona fa kary.Tsy mba olona fa biby😥

14/07/2023

Fa ny Ntaolo koa tsy niteny hoe handihizo fitombenana eo alohan'ny fiaran'olona😥

22/07/2022

Andao moa an👅

21/07/2022

😢😢😢Ndriii!!!

18/07/2022
18/07/2022

Angaha hita fa tazana e😊

17/07/2022

abonner-eo ny pages

17/07/2022

Abonner-eo ny pejy!amankasitraka anao💕

17/07/2022

Mahasosotra anakay

Abonner-eo ny page😍

Photos 27/06/2022

Be dia be ny olona nangataka an'ito ora sy marik'andro ito koa dia atolotra am-pitiavana be e :D

00h00 : MISASAKALINA
01h30 : MITRENA OMBILAHY
02h00 : MANENO SAHONA
02h30 : MIVOAKA GOAIKA
03h00 : MANENO AKOHO
03h30 : MANENO FITATRA
04h00 : MAZAVA RATSY
04h30 : MIFOHA OLO-MAZOTO
05h00 : MIFOHA OLONA
05h30 : MIPOAKA ANDRON-DOLO
06h00 : MIRAN’ANDRO
06h30 : MAIM-BOHON-DRAVINA
07h00 : VAKY MASOANDRO
08h00 : MISANDRATR’ANDRO
09h00 : MIVOAKA OMBY
09h30 : MIVOAKA OMBY TERA-BAO
10h00 : ANTOANDRO BE NANAHARY
11h00 : AMBOLOMBODITRANO NY ANDRO
12h00 : MITATAO VOVONANA
13h00 : MIHILANA NY ANDRO
14h00 : TAFALATSAKA NY ANDRO
14h30 : AM-PAMATORAN-JANAK’OMBY NY ANDRO
15h00 : AM-PITOTOAM-BARY NY ANDRO
15h30 : AM-BAVA-FISOKO NY ANDRO
16h00 : TAFAPAKA NY ANDRO
16h30 : MODY OMBY TERA-BAO
17h00 : MODY OMBY
17h30 : MENA MASOANDRO
18h00 : MATY MASOANDRO
18h30 : MAIZIM-BAVA VILANY TSY AHITA-MITSINJO TSY AHITANTSORATR’OMBY
19h00 : MANOKOM-BARY OLONA
20h00 : HOMAM-BARY OLONA
21h00 : TAPI-MANDRY OLONA
21h30 : LOHA-TORY
22h00 : MIVOAKA MPAMOSAVY
23h00 : MAMATONA ALINA

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


0346151075
Antananarivo