Health For Happiness

Health For Happiness

Share

Ity pety ity natao sy natokana mahakasika ny fahasalamana

19/11/2025

Afaka mahazo fahafampo tsara ianao mampiasa vokatra ireto
Sady amin'ilatly tena manala idihidy tsara an
Misy karazany maro izy ato fa mp na miantso mivantana
Tél : 0389407122

Photos from Health For Happiness's post 26/08/2021

🔴🔵🔴SPIRULINA TABLET dia manana andraikitra maromaro sahanina ary vokatra natoraly tena 💯% ary marihina fa natao ho an'ny lehibe sy ny tanora ary ny ankizy.
Ireto avy ary ny asany:
✔Mampitombo ny hery fiarovana (anti-corp).
✔Mampitombo ny masse musculaire
✔Mampitombo VITAMINE MINÉRAUX sy PROTÉINE(Tena mety aminolona mpanao fanantanjaha-tena na ny olona mibata fonjam-by ary ny vehivavy mitondra vohoka noho ny vitamine B12 sy B9 ary ny fer entiny, izay tena ilain'ny reny mitondra vohoka tokoa amin'ny fitombon'ny zaza ao ankibony.
✔Miaro amin'ny karazana aretina (Diabete, Menaka ratsy any anatin'ny vatan'ny olona )
✔Manala stress ihany koa ary manampy be amin'ny fitadidina (aide-mémoire)
✔Afaka atao fanampin-tsakafo ho an'izay tsy ampy sakafo (indrindra ho an'ireo olona tsy ampy lanja
✔Manatsara ny taovam-pandevoinankanina
✔Miady amin'ny avizanana
⭕🔴🔵⚫Fomba fihinana azy:
✅✔✅Valo (8) maraina ary valo (8) hariva izany hoe hoanina atsasakadiny(30 min) ao alohan'ny sakafo na ao aorinan'ny sakafo .

👌"Aleo manana fahasalamana tsara toy izay vola feno paosy"👌

Koa raha mahaliana anao ary dia afaka miantso avy hatrany na miditra mp
☎️0389407122
0324504051

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


102
Antananarivo
102