Mpanotra Tsinjo Aina
Mpitsabo Malagasy mitsabo @alalan'ny otra sy zava-maniry malagasy
23/09/2022
tsara ho fantatra ihany...
Salama tompoko
Izahay dia mitsabo aretina maro anisan'izany tosidra izay tsaboinay amin'ny alalan'ny otra sy fanafody vita natoraly
Raha misy ireto tranga ireto aminao:marary andoha matetika, mavesatra hatoka sy ambony maso, fanina na ko te hando miaraka amin' ilay fanina,majavozavo ny faitan'ny maso....
Raha toa ka manana olana momba izany ianao dia afaka manantona anay mivantana ety anosibe tsena na ko miantso laharana 0343756889 na mandefa mp
Misaotra tompoko
18/07/2022
Afaka miantso na mandefa mp tompoko misaotra
05/07/2022
Mpanotra Tsinjo Aina
afaka miantso mivantana!!! na mandefa mp tompoko!!
24/05/2022
Miarahaba Tompo!!
ela ve enao Naharary Vavony
rivotra tsy mety afaka
rehefa Misakafo
sns...
Izay dia afaka manampy anao amin'ny alalany otra.
tel:0343756889
19/05/2022
Miaraba tompoko!!
Ho antsika mila Otra any an Trano
Mampilaza iray andro mialoha tompoko
Nareo efa mahita toerana moa tsy atao ambanin-javatra voaharay foana ary afaka manome zay zavatra mety sy tsara ho anao izay.
Massage reflexo therapie moa eo 20 a 30 min eo eo
Massage relaxant na manala vizaka 40min a 1h eo eo
massage Facial 10min
Izay dia mitsabo aminy alalany otra sy zava-maniry.
tel:034 37 568 89
0334705849
13/05/2022
Miarahaba tsika rehetra!!
izahay d mitsabo amin ny alalan'ny otra sy tambavy vita avy @ zava-maniry fanao fanafody, mitsabo ny aretina rehetra.
massage Relaxant, Facial, Reflexologie therapie.
ka raha mahalinao dia afak miantso anay avy atrany
Tel: 0343756889
0334705849
NB: tsy mampiasa fitaovana fanorana tohiny hazo kely sy ny machine sns..., izahay rehefa manotra tompoko!
09/05/2022
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tananarivo
Antananarivo
101
