Florence Beauté 2
Produits cosmetiques Bio
21/07/2023
Coucou daholo ooo 😊.
Te hanadio tarehy amin'ny fomba natoraly sy vita Malagasy ?
Andao hanjifa ato aminay fa ho afapo ianao😍
Tsy misy vokadratsy , azo antoka , mahomby tsara ,mety ho an'ny hoditra rehetra .Santionany anaty commentaire.
Vidiny mirary efa nahenanay 13000ar monja ny iray fa tsy 15000ar intsony 😍😍(mividy roa mahazo cadeau amin'ity herinandro ity)
-Savon dermato
-Savon facial
-Savon gommage
-Savon curcuma
-Savon baobab
-Huile de kukui, calophyllum, baobab
-Lotion masonjoany , geranium, ravintsara
Mp ary na miantso ny 0346678319 ho an'ny fanazavana fanampiny.
Livraison Tana sy province
Jifao hatrany ny vokatra Malagasy .
03/07/2023
Coucou daholo ooo
Tarehy madio hatrany ny tanjontsika ooo😍
Fantatrao ve fa hafa foana ny mampiasa vokatra Malagasy natoraly 100% raha hikarakarana ny endrikao?
Tsy misy vokadratsy , azo antoka , mandaitra tsara, mety amin'ny toetany rehetra , efa maro no afapo santionany anaty commentaire 😍
Ndao hanjifa ato aminay ary fa misy fihenambidy izy amin'izao herinandro izao
Raha 15000ar ny iray dia 13000ar monja kosa izy .
Mividy roa mahazo lotion ray
-Savon facial
-Savon dermato
-Savon cafe
-Savon curcuma
-Savon miel
-Lotion masonjoany, ravintsara , geranium
-Huile de calophyllum, baobab, kukui
Mp na miantso ny 0346678319 ho an'ny fanazavana fanampiny ooo
Livraison Tana sy Province
Jifao hatrany ny vokatra Malagasy.
01/07/2023
Coucou daholo oooo
Efa disponible daholo izy ireto ooo
Vidiny 15000ar
Manadio tarehy, manala panda be , acne , anti ride , manazava endrika , manalefaka
Mp na miantso ny 0346678319
27/06/2023
Salama tompoko
Efa disponible ny savon facial gommage vaovao ho an'izay aka rehetra ooo
Manala tache , panda , tache mony , menamena ....
Vidiny 15000ar
Mety tsara amin'izao ririnina be zao.Tsy mifidy hoditra , naturel 100% , vita Malagasy 😍.
Mp na miantso ny 0346678319
Livraison Tana sy province
23/06/2023
Miarahaba ooo😊
Tarehy madio hatrany ny tanjonay oo
Ho fankalazana ny fetim-pirenentsika Malagasy 😍.
Ndao asandratra ny vokatra vita Malagasy
Raha manana karapanondro Malagasy ianao dia omenay lotion ray maimaimpoana raha manjifa ato aminay amin'ity herinandro ity.😍😍😍
Promotion be kosa ho an'ny produit rehetra raha 15000ar ny vidiny dia ataontsika 13000ar avokoa ny iray
Savon facial.
Savon dermato
Savon curcuma
Savon kukui
Savon baobab
Lotion masonjoany, citron, ravintsara , geranium
Huile de kukui, baobab, calophyllum
Mp ho an'ny fanazavana fanampiny na miantso ny 0346678319
Santionan'ireo afapo anaty commentaire
Livraison possible Tana sy Province
Mirary fety sambatra daholo ooo🙏🙏
15/06/2023
Salama daholo ooo
Efa ho disponible amin'izay izy ity ka afaka mandefa commande dieny zao.
Beurre de baobab
Boite 175g 25000ar , boite 250g 35000ar
Mandray revendeur , manome prix de gros
Mp ho an'izay te hiresaka tsara aminay sy mila fanazavana fanampiny na miantso ny 0346678319.
08/06/2023
Salama o😊
Fantatrao ve fa hafa foana ny vokatra natoraly vita Malagasy raha hikarakarana tarehy?
Veloma ny panda be,acne , menamena , mangana, miofaka , tsy mazaka masoandro ....ka manasa anao hanjifa ato aminay Tompoko oooo.
Vidiny en promo raha 15000ar lasa 13000ar avokoa ny iray .😍Mividy roa , mahazo lotion ray maimaimpoana.
-Savon dermato
-Savon facial
-Savon curcuma
-Savon miel
-Huile de calophyllum, baobab, kukui
-Lotion masonjoany, geranium, ravintsara
Santionan'ireo afapo anaty commentaire.
Mp na miantso ny 0346678319 ho an'ny fanazavana fanampiny tompoko
Livraison Tana sy Province.
Mankasitraka tompoko.
30/05/2023
Coucou daholo ooo😍😍
Tarehy madio hatrany ny tanjontsika ooo
Ho fankalazana ny fetin'ny reny dia hizara fanomezana ho an'ny reny rehetra manjifa ato aminay amin'ity herinandro ity izahay.
Mahazo cadeau lotion ray avokoa zay reny manjifa rehetra .❤❤❤
Promotion kosa ho an'ny produit rehetra raha 15000ar ny iray dia 13000ar avokoa amin'ity herinandro ity😊.
Manala panda be, mangana, menamena, miofaka , simban'ny produit ....Vita Malagasy, azo antoka, efficace , naturel 100%
-Savon facial
-Savon dermato
-Savon miel
-Savon coco
-Savon baobab
-Savon curcuma
-Lotion masonjoany, geranium, ravintsara
-Huile de calophyllum, baobab, kukui
Livraison Tana sy province
Mp na miantso ny 0346678319 ho an'izay anao commande
Anaty commentaire hatrany ny santionan'ireo afapo
Mirary soa sy fety sambatra sahady ho antsika reny rehetra 🙏🙏
16/05/2023
Coucou daholo ooo😍
Alerte Promotion
Ho avy ny fetin'ny reny.
Feno panda be, mangana, miofaka, tsy mazaka masoandro, simban'ny produit ...sns ve ny tarehinao?
Manasa anao handefa mp na miantso ny 0346678319 fa vonona hanampy anao izahay Tompoko
Vidiny mirary 15000ar ny iray lasa 13000ar
-Savon facial
-Savon dermato
-Savon curcuma
-Savon miel
-Savon baobab
-Savon coco
-Lotion ravintsara , geranium, masonjoany
-Huile de calophyllum, kukui, baobab
Vokatra Malagasy, azo antoka , efficace , sans effet secondaire , naturel 100% .
Santionan'ireo afapo anaty commentaire
Livraison Tana sy province.
Mankasitraka sahady Tompoko amin'ny fandraisana anjara.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
102
