Candy Fashion
💫Abonnez vous à notre page💫
🌈Vos besoins à petit prix🌈
🌼Votre satisfaction est notre priorité🌼
📞038 20 240 68📞
19/03/2024
🍂 Bonsoir mes amours 🥰
🍂Ity indray ny valin'ny Jeu d'interaction antsika t@ty herinandro ty
🍂Ialana tsiny indrindra Tompoko 🙏🥰
🍂 Félicitations Di Ary 🎁🎉 (midira mp azafady ❤️), izy indray no be point indrindra t@ty herinandro ity,sady nanaraka conditions tsara🥰❤️
🍂 Faly izahay rehefa miezaka be nareo🥰❤️
🍂Mbola mahazo foana izay mbola tsy nahazo fa aza kivy🙏🥰
🍂Mila miezaka kely fotsiny 😊
🍂 Mankasitraka antsika rehetra Tompoko 🙏🥰
🍂 Mitohy foana alouh ny JEU D'INTERACTION antsika atreto😊
🍂Bonne chance daholy ry Malala rehetra an🥰🥰
🍂Araho tsy tapaka ny pejy Candy Fashion
🍂Aza adino ny mi-inviter ny namana,mireagir ny publication,mipartage ny publication anaty groupe (anisany Maha be point vetivety indrindra io❤️), micommente ny publication (mba commentaire misy idirin'ilay publication kousa aliuh an🥰), mi-mentionner ny namana ♥️...
🍂Aza adino ny conditions 👌😘
🍂 Mirary soa antsika rehetra
🍂Bonne soirée mes amours 🥰💖
🍂 indray 🥰♥️
Oroka mamy ho anareo 💋💋💋
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
ANTANANARIVO101
