Green haja,haja
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Green haja,haja, Health/Beauty, Antananarivo.
22/08/2025
22/08/2025
Coucou ry manja a! Tazony hatrany ny hamanjana e!
COLLAGEN
_Mitazona ny hatanorana
_Mamerina ny laoniny ny hoditava mihatanorana
_Manala ketrona sy miroraka amn tarehy
Manala n'y tache rehetra
Mamerina laoniny ireo tarehy simban menaka,mena,mangana ambany maso
Produit bio natoraly 100% natokana hanatsarana tarehy mety amn olona rehetra
Mp na 0348400603/0345477338
19/07/2025
COUCOU Maman
Tonga ny produit tsika tsara sady efficace/miaraka Sirop KARIBOLA
Ho any vehivavy
>Te ahazo ZAZA
>Trouble tsy milamina ny fadimbolana
>Marary rehefa tonga fadimbolana
>Misy kiste sy Fibrome
=Manadio Tranonjaza
=Mandevona kiste sy Fibrome
=Mandamina ny fikorotanany fadimbolana
=Manomana tranonjaza handray ZAZA
=Manadio tarehy sy hoditra
*FOMBA fampiasana Azy
Alona rano mangatsiaka 1minitra,dia atsofoka ao @ farany lalanjaza avela ao mandritry ny 72ora(3andro )
Sitonina amn tadikely hivoaka dia diovina tsara ny lalanjaza
Mijanona 1andro (24ora )dia atao toizany izy 3isa
*Sirop KARIBOLA
2sarony maraina /2sarony hariva
*Fanamarihana
>Tsy Mahazo manao firaisana mandritry traitement
Mp 0348400603/0323059685/0345477338
19/07/2025
FANAFODY VAVONY SiROP ,GELULE
Bio Natoraly Tena efficace
Ireo tratry ny aretina vavony
Maratra misy fery
Tafiditry ny rivotra
Sady mitsabo manasitrana no misoroka ny aretina
Mety amn toeban ny olona rehetra
Aiza tara fa karakarao ny fahasalamanao
Mp0345477338/0348400603/0323059685
n
29/06/2025
DETOX produit bio natoraly
Manasitrana Aty
Manadio ra
Manadio taova rehetra ao Anaty
Manatsara ny vavony
Manasitrana ny Allergie rehetra
Manala ireo hidihidy sy bouton kely amn hiditra
Manala ny tache rehetra ivelany atramn mony
Mp 0348400603/0323059685
28/06/2025
Produit bio natoraly mikarakara ny Atidoha (Aide memoire )
>Mampifoha saina
>Mamptsilo saina
> Ho any olona sarokadino
>Natao ho any olona reratsaina
>Depression,stress
>Ho any olona veritadidy,midorororo
>Ho any ankizy tara aratsaina
>Ho any olona tratry Alzeimer
Produit bio natoraly
Tsisy effect any secondaire
Mety amn olona rehetra
Mp 0348400603/0323059685
22/06/2025
SPIRULINA TABLET
🍀 -Mapahazo aina sy mapanofosana hoan'ireo olona kely mahia.
🍀 Mapiakatra ny hery fiarovana ao vatana satria betsaka vitamine ary misy calicium iany ko.
🍀 Miaro amin'ny aretina maro toy ny Diabeta , ny goutte , tosidra , aretin'bavony , sy ny aty .
🍀Manatsara ny kalitaon'ny rà ary mameno ireo otrikaina ilainy vatana andavanandro.
🍀Mandajalanja ny habean'ny vatana : izany oe raha matavy ianao dia mety hanala ny tavy ao anatinao izy ary mamady ny tavy ho lasa nofo sy hery ampatanjaka ny vatana.
🍀Tsara hoan'ny olona bevohoka sy ny mapinono.mba hampitombo aradalana ny zaza.
🍀Betsaka proteine iany ko izy ity mety hoan'ireo mpikotra.
🍀Manadio ny endrika ary manatsara ny volo tsy hiongotra ,
🍀Manampy betsaka amin'ny
fahitana torimaso hoan'ireo olona tsy ampy torimaso .
🍀Manadio ny ao anaty vatana iany ko
mp0348400603/0323059685
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
