Huile de Ricin Ambinintsoa

Huile de Ricin Ambinintsoa

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Huile de Ricin Ambinintsoa, Health/Beauty, Ambinintsoa, Antananarivo.

Photos from Organic Food's post 14/03/2022

Ny ananambo !

Photos from Organic Food's post 11/11/2021

Sakafo mahasalama na dia tsy ankafizin'ny maro aza πŸ§„πŸ₯’πŸ†πŸ₯‘πŸ₯¬πŸ₯¦πŸŒ½πŸ₯•

Mobile uploads 05/11/2021

Ireo vokatsoa entin'ny "π‘»π’π’π’ˆπ’π’π’ π’ˆπ’‚π’”π’š" indray no ifampizara amintsika eto.

https://www.facebook.com/103579491348257/photos/a.104097837963089/233132831726255

Tokony hihinana tongolo gasy vao maraina tsy mbola misakafo isika satria nahoana?
1- Manala tavy, manala menaka ta ilain'ny vatana ny tongolo gasy
2- Mampilamina ny tahan'ny siramamy ao am ra
3- Mampidina tosi-dra, mampilamina ny tosi- dra
4- Miady am dΓ©pression
5- Miaro ary miady am cancer
6- Mahasalama ary miaro ny avokavoka am aretina ( asthme, tuberculose, bronchite etc...)
7- Miady am infection
8- Manmapy am fandevonan-kanina
9- Manadio ra
Mihinana asina 2 na 3 isan'andro dia ho hitanao ny vokany
Mirary Soa tompoko, zarao hoan'ny hafa

06/10/2021

Ny vokatsoa azo avy amin'ny "π‘ΊΓ©π’”π’‚π’Žπ’†" na ("𝑽𝒐𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐" hoy ny Tanala sy Antaimoro, "𝑽𝒐𝒂𝒉𝒐" hoy ny tanosy sy taifasy ary "π‘½π’π’‚π’Žπ’‚π’‰π’" hoy kosa ny Betsimisaraka, Antambahoaka, Antandroy) no ifampizarana amintsika amin'ity horonantsary manaraka ity

21/09/2021

Sakafo 9 tsara indrindra ho an'ny fifehezana diabeta _ Torohevitra fihinanan-tsakafo tsara indrindra πŸ…πŸŒ½πŸ₯¦πŸ₯¬πŸ₯‘πŸ«’πŸ†πŸ₯’πŸ§„πŸ§…πŸ₯•πŸ₯—

Photos from Organic Food's post 25/08/2021
05/07/2021

Fomba tsotra anamboarana Jus de Baobab, πŸ₯€πŸ§‹πŸ₯‚

30/06/2021

Ireo zavatra mitranga raha atsoboko (alona) amin'ny "vinaigre de cidre" indray mandeha isan-kerinandro ny tongotrao.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ambinintsoa
Antananarivo