Coiffure Cynthia

Coiffure Cynthia

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coiffure Cynthia, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

Photos from Tasha'S Land's post 14/05/2026
14/05/2026
29/04/2026

FANADIOVANA RÀ TENA MAHOMBY

Rehefa maloto ny rà dia manomboka mora reraka, mangididy ny vatana, lasa maizina ny hoditra..sns. Rehefa tsy voakaraka ny fahasalaman'ny vatana dia mety handairan'izany ny olona rehetra. Indro omena torohevitra mahasoa ianao mba hadiovan'ny rà mandrakariva.

• AKORA ILAINA
Ny tongolo vodiny na tongolo oignons.

• FAMPIASANA AZY
Maka tongolo vodiny manta 1. Ary isaky ny mifoha maraina dia mihinana izany, satria ny singa ao anatiny dia manampy amin'ny fahasalamana lalan-drà, ny fo ary ny fandevonan-kanina noho izy manan-karena anti-oxydants

• FANAMARIHANA
Tsara ho marihana fa ny olona manana ireto karazan'aretina na toetra ireto dia tsy tsara mihinana azy.
- Olona marary kibo sy vavony
- Olona mivonto kibo
- Olona misy allergie
- Vehivavy bevohoka
- Ankizy kely

Fa raha toa ka handrahoana atao amin'ny sakafo dia azo hohanina ihany ho azy ireo.

Zarao amin'ny namana sao mahasoa azy ireo izany. Aza adino ny manaraka ny pejy isan'andro fa maro ireo torolalana hozaraina eto.

24/04/2026

TE HO SITRANA VE NY ARETIN’ATINAO ?

Betsaka no manana olana amin’ny aty. Mitarika olana betsaka amin’ny fahasalamana anefa ny fahasimban’ny aty. Mahasoa antsika ny mpampiasa akora natoraly fa indro arosonay ho anao ity “smoothie” ity izay efa nahitana vokatra tsara.

• ZAVATRA ILAINA
• Citron 3
• Céleri 4 taho lehibe
• Persil iray fehezana
• Rano 3 vera

• FIKARAKARANA AZY
Voasana ny citron, sasana madio tsara ny akora rehetra. Tetehana madinika ny persil sy ny tahona celeri. Totoina amin’ny mixeur izy rehetra ary tena atao maharitra mihitsy ny fitotoana azy. Ataovy azo antoka fa tena potika daholo ny akora rehetra.

• FAMPIASANA AZY
Sotroina in-3 isan’andro mandritra ny 2 andro. Iray vera maraina, atoandro ary hariva

• FANAMARIHANA
Aza mihinan-kena, menaka, épice sy ireo sakafo mavesatra mihitsy aloha mandritra ny traitement.

PARTAGE MAXIMUM fa tena mahasoa ho an'izay manana io aretina io ity astuce ity. Aza adino ny manaraka ny pejy isan'andro fa hizara zavatra mahasoa ho anao izahay.

23/04/2026

Astuce 😍
Iza ilay manana volo miongotra be sy tapatapaka ato ?

Zavoka sy ny volo 🥑🥑:

_Atao masque avant shampoing 🥑🥑atao isakin'ny manasa loha
_ho an'ny volo maina

Andramo fa tena efficacce be

Abonné page

19/04/2026

🥰😍🤩

17/04/2026

Bonjour 😘
🌴🌵 Hoanao zay tsy mety maniry na miha manify ny Volo,,misy astuce karakaraintsika ity

Zavatra ilaina 👇
👉Vary
👉Tongolo
👉 Romarin

Fikarakarana azy 👇
Mixena ny tongolo de ny ranony no ilaina
Rano avy nanasana vary iny no anasana ny volo vao osorana ilay ranona Tongolo
Zay fotoana anajanonanao azy mety daholo vao kobanina amin'ny rano romarin
Mazoto mampiasa de aza adino ny manaraka ny pejy fa mbola maro no mahasoa ifampizarana eto😘😘

14/04/2026

Sambatra ny manome noho ny mandray 🤩

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo