Vatana Tomady
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vatana Tomady, Health/Beauty, immeuble E-city, TSIAZOTAFO, Antananarivo.
Longrich Madagascar pour Débutant dia pejy iray natokana anampiana ireo olona izay mbola tsy mahafantatra marina tokoa ny Business Longrich, Pejy ihany koa ahafahana manampy ireo olona izay maniry iara-iasa amin'ny orinasa Longrich.
06/12/2024
Je fête mes 3 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉
Avis de recrutement
Poste : Conseiller client
Profil recherché : Homme/Femme résidants aux alentours de Mandroseza - Ambanidia - Ambohipo - Ankatso- Ampandrana- behoririka
Qualités requises :
- Bacc+2 en informatique ou commerce ou gestion
- une bonne élocution française
- Maîtrise de l'informatique bureautique ( en dactylographie serait un atout)
Disponible de suite
Lieu: Mandroseza
Horaire: Lundi au vendredi de 11h - 21h
Cantine et transport du soir inclus
Merci de nous envoyer votre CV en mp
07/12/2023
💖 TOHANAKO FA GASY TOA AHY💖 💪💪
Salama daholo 👋👋
Tsy Dia fanaoko eto @ fb fa MBA misy namana iray , GASY toa antsika Mila fanampiana avy amin-tsika 🙏🙏🙏
Misy fifaninanana @ resaka fanaovana mofomamy any Etazonia @ izao dia izy irery no GASY mandray anjara @ Ilay izy 😍
Mitàna ny laharana FAHAROA izy @ izao Ka izay no Antony mba angatahany fanampiana @ tsika rehetra 🙏🙏
Tsy misy hoe resa-bola ilay izy fa resaka "VOTE" eto @ Facebook ihany anefa no anaovana an'izany .
Androany no fifidianana farany koa andao Ary eee 🏃🏃🏃
Sokafana ilay "LIEN" (rohy) ao anaty commentaires voalohany ao Dia ilay "VOTE" no cliquer-na
VOTE FREE no ataon-tsika fa tsy mila mandoha vola 🙏🙏
Tsy zoviana @ ny maro ( tsika) angamba ny anarany:
"SANDY "
Namorona ny pejy :
💖 Sandy Fruiandises ,
❤️Fruiandises Produits Keto ,
❤️ Fruiandises Groupe (sakafo low-carb, cetogène, keto)
Manasa antsika rehetra izay mbola tsy mahafantatra azy hanaraka ny pejiny fa tena 👌👌 mahafinaritra izy sady Tia mizara .
Misaotra sy mankasitraka mialoha antsika rehetra 🙏🙏🙏
Sombiny kely @ ireo sakafo nataony 😋😋🤤🤤🤤
MISAOTRA TOMPOKO 🙏🙏
02/12/2022
Salama daholo 😍😍
Efa aty Pavé Antaninarenina izahay miandry anareo 😍🏃♂️🏃♂️🏃♀️
📢📢Misy promotion indray ny Gobelet Alcalin Longrich (Picup) koa aza Tara ary fa efa vitsivitsy sisa ny disponible 💥💥
Eo ihany koa ireo produits rehetra izay efa ahafantaranareo an'ny Longrich 🍀
📢 Mandray mpiara-miasa vaovao ihany koa izahay ato @ Longrich.
Afaka Tonga ihany koa ianao izay liana ny 🤗
🍀💖 Ara-pahasalamana 100% foana ny antsika sady mampitombo ny fidiram-bola ny tsirairay 🍀💖
25/11/2022
📢📢Fiadanana eee 👋🥰
Inona no vaovao?
📣📣BLACK FRIDAY sy BLACK WEEK izao no malaza
💥Tsy diso anjara @ izay Koa ny LONGRICH an
Misy black FRIDAY @ ireo produits rehetra hitan-tsika ambany ireo dia @ Alahady 27 Novembre vao mifarana n'y tolotra 🥰
Araraoty Araraoty 🏃🏃🏃
📞 0349034933
Finaritra daholo 👋👋
😍Tonga ny arrivage izay efa ela no niandrasan-tsika Azy 😍
✅ Calcium
✅ Sérum Snake oil 120ml
✅ Dentifrice enfant
✅ Savon noir
➡️Aza miala alavitra fa mbola Maro ny produits ho avy 🔥🔥
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra 🥰😘😘
25/08/2022
Salama daholo 👋👋
Fantatrao ve ?
Manome prime voyage International ihany Koa Longrich raha Toa ka voyage Nationale tany Andasibe no hitan-tsika farany teo 🥰 ho an'ny Team eto Madagasikara
🔥Voyage tous frais payés 🔥
Omeny avokoa ireo rehetra izay mahatratra ny objectif
✅ Prime voyage International toy izao no ahafahan'ny membre Longrich rehetra mifankahita sady miara manao vacances 🥰
26/07/2022
Fiadanana ô 😍👋
Misy foana ny présentation izay hataon'ny ekipanay isan-kerinandro
Amboary dieny izao ary ny fandaharam-potoana anao :)
😍Rampitso indray ary no fotoanantsika e 😍
Toerana : E-CITY TSIAZOTAFO
Ora : 13h30
Tsy misy vidim-pidirana fa mila mamandrika Toerana Mialoha fotsiny satria voafetra ny toerana.
Afaka miantso mivantana ny 033 02 207 32
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Immeuble E-city, TSIAZOTAFO
Antananarivo
101
