Figue de Barbarie
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Figue de Barbarie, Health/Beauty, Antananarivo.
21/04/2026
-Manala ireo kentrona rehetra @ tarehy
-Manaisotra ny poche eo ambany maso
-Manala ny cerne eo ambany maso
-Manena ireo bongobongo eo ambany maso
-Manadio ny mangana eo @ maso
-Manenjana ny hoditra
-Miaro ny tarehy tsy hiroraka
-Mitaiza ny tarehy ho tanora
Prix: 20.000Ar
~Vokatra natoraly vita avy @ pépin de Figue de Barbarie (Raketa) izay natokana hitsaboana ireo mariky ny fahateran'ny hoditra rehetra.
~Afaka miditra MP avy hatrany
☎ 0341052512 / 0372180872
01/04/2026
CRÈME + SÉRUM + SAVON
✔️ Manala ireo kentrona rehetra amin’ny tarehy ary koa manadio.
✔️ Mampihena ny “poche” eo ambany maso
✔️ Manala cerne sy mangana
✔️ Manalefaka ireo bongobongo eo ambany maso
✔️ Manenjana sy manamafy ny hoditra
✔️ Miaro ny tarehy tsy hiroraka
✔️ Mampiverina ny endrika ho tanora sy mamirapiratra
🌿Vokatra voajanahary vita avy amin’ny pépin de Figue de Barbarie (Raketa), natokana hanatsarana sy hitsaboana ireo mariky ny fahanteran’ny hoditra rehetra.
💰PRIX : 50.000 Ar
📩 Afaka miditra “MP” avy hatrany
📞 034 10 525 12 / 037 21 808 72
28/01/2026
🌵✨ – Ny tsiambaratelon’ny hatsaran-tarehy !
💧 Manala ireo kentrona rehetra amin’ny tarehy
😴 Manaisotra ny Poche sy Cerne eo ambanin’ny maso
🌙 Manalefaka ny bongobongo sy manadio ny tasy rehetra ankoatrany panda.
💎 Manenjana sy manatsara ny hoditrao
☀️ Miaro amin’ny firorahan'ny tarehy
🌸 Mitaiza ny endrika ho tanora sy malefaka ary malamalama.
✨Vokatra natoraly vita avy amin’ny voan’ny raketa (Figue de Barbarie), natokana hitsaboana ny fahanteran’ny hoditra.
💰 Vidiny : 30 000 Ar
📦 Afaka miditra MP avy hatrany
📞 034 10 525 12 / 032 67 539 47
6K followers😘🤚
🌵✨ – Ny tsiambaratelon’ny hatsaran-tarehy !
💧 Manala ireo kentrona rehetra amin’ny tarehy
😴 Manaisotra ny Poche sy Cerne eo ambanin’ny maso
🌙 Manalefaka ny bongobongo sy manadio ny tasy rehetra ankoatrany panda.
💎 Manenjana sy manatsara ny hoditrao
☀️ Miaro amin’ny firorahan'ny tarehy
🌸 Mitaiza ny endrika ho tanora sy malefaka ary malamalama.
✨Vokatra natoraly vita avy amin’ny voan’ny raketa (Figue de Barbarie), natokana hitsaboana ny fahanteran’ny hoditra.
💰 Vidiny : 20 000 Ar
📦 Afaka miditra MP avy hatrany
📞 034 10 525 12 / 032 67 539 47
16/05/2025
✔Kentrona sy ny tasy rehetra amin’ny tarehy
✔Poche sy cerne eo ambanin’ny maso
✔Bongobongo sy mangana amin’ny hoditra ✔Ny fahanterana miseho tsikelikely
Izy koa no sérum:
✔Manenjana sy manadio hoditra
✔Miaro amin’ny fikororohana
✔Mamerina endrika tanora sy mamiratra
Vita amin'ny pépin de Figue de Barbarie (raketa)– manankarena amin’ny menaka manasitrana sy anti-âge voajanahary!
Vonona hanafatra? Midira MP avy hatrany!
☎ 034 10 525 12 / 032 67 539 47
Livraison manerana ny nosy
08/05/2025
SÉRUM VISAGE – FIGUE DE BARBARIE
Vokatra natoraly hanatsarana ny tarehy!
Esory ny ride ,tasy , ary takaitra vokatriny harerahana eo ambany maso aminy alalan'ny sérum naturel sy manankarena vitamine E
✔Manome famirapiratana hoan'ny hoditrao, ✔Mahatanora lalandava
✔Manala cerne, poche ambany maso....
✔Manadio ny hoditrao
Vita avy @ pépin figue de barbarie (raketa)
Vokatra vita malagasy.
Prix: 20.000Ar
Contact : 0341052512 / 0326753947
Livraison manerana ny Nosy.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
