Mpanao solonify mahay

Mpanao solonify mahay

Share

Mpanao solonify mahay no sady vita eo no eo � azo antoka tsara ary tsy mandany fotoana anao�

Photos from Mpanao solonify mahay 's post 23/01/2024

Salama daholo tompoko ooh 👋

• Raha toa ka mitady mpanao solonify ianao dia aza misalasala manatona anay , fa vonona hanome fahafampo ho anao izahay ato Mpanao solonify mahay 🦷🤩

• Produits azo antoka tsara no ampiasainay ary misy karazana nify mety amin’ny tsirairay🦷✨

Izany nefa dia nataonay amin'ny vidiny tena mirary 😊

12.000ar raha nify iray na roa no ataonao😄
10.000ar kosa raha Telo no mihoatra 😁
Ary raha nify complets kosa no ataonao dia mbola mahazo reduction ianao no sady misy bonus spécial 😋🍀

Raha mahaliana anao ary ny hanao solonify ato aminay dia manasa anao hiditra ao amin'ny hafatra miafina Na mp 💬

Azonao atao ihany koa ny miantso mivantana ny laharana • 034 78 875 53 📲

🛑N.B: tsy manala nify izahay tompoko Ary tsy manohy nify ihany koa

Toerana: Antananarivo Anosibe Angarangarana📍

📌Contact rapide: 034 78 875 53

« Mpanao solonify mahay , tsy maintsy afapo ianao ato aminay » 🤗🫶🏻

21/09/2023

Finaritra oh👋
Mitady mpanao solonify ve ianao kanefa tsy mahita olona hitokisana🙂
Izahay eto amin'nMpanao solonify mahay ay dia vonona hatrany ny hanome fahafampo ho anao 🦷
Natao amin'ny vidiny mirary dia mirary tokoa izany😊

12.000ar raha nify iray na roa no ataonao😄
10.000ar kosa raha mihoatra ny Telo no ataonao😁
Ary raha nify feno kosa no ataonao dia Mbola latsaka noho izany vidiny izany🙂

Koa manasa anao Ary izahay hiditra ao amin'ny hafatra miafina Na mp raha toa ka liana ny amin'izany 😁

Azonao atao ihany koa ny miantso ny laharana 034 78 875 53📱📞

🛑N.B: tsy manala nify izahay tompoko Ary tsy manohy nify ihany koa

Toerana: Antananarivo Anosibe Angarangarana
✅Tel: 034 78 875 53

21/01/2023

Salama tompoko 👋.

Izahay eto amin’ny pejy Mpanao solonify mahay dia faly mandray anao.
Manao ny asa momban’ ny fanaovana solonify izahay. 🦷🦷

Ny vidiny dia natao ho antsika rehetra :

✅12.000Ariary raha nify tokana .🦷

✅10.000 Ariary kosa ny iray raha toa ka 4 no mihaotra no ataonao .

Raha toa ary ka mahaliana anao izany dia manasa anao handefa hafatra miafiana (MP) fa ho valiana ianao, na koa hiantso mivantana ny laharana 👇

TÉL: 034 78 875 53 ☎️

NB : Tsy manala nify izahay tompoko

Misaotra indrindra✨

29/12/2022

Salama daholo tompoko 👋.
Izahay ato amin'ny Mpanao solonify mahay dia faly mandray anao ato @ pejinay . Manao ny asa momban’ ny solonify izahay.

Ny vidin'ny dia natao ho antsika rehetra :
*12.000Ariary raha nify tokana .
*10.000 Ariary ny nify iray raha 4 no mihaotra no ataonao .

Raha toa ary ka mahaliana anao izany dia mandefasa Hafatra miafiana (MP) .

TÉL: 034 78 875 53 📞

NB : Tsy manala nify izahay tompoko

Misaotra indrindra

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00