Jen' Natioraly
🌺 Soins naturels | Cheveux & visage
🩺 Conseils • Diagnostic • Astuces beauté
🌿 Produits Vita Malagasy
📩 Commande en Message privé
01/07/2026
🚨 Hadisoana 3 mandritra ny bain d'huile izay mahatonga ny volo ho tapaka sy tsy hitombo tsara.
Tena tsara ho an'ny volo ny bain d'huile… saingy mila atao amin'ny fomba mety. 🌿
❌ 1️⃣ Manao bain d'huile anefa ho eny amin'ny masoandro❗
Ny hafanana be loatra dia manala ny efficacité an'ilay bain d'huile ( oxydation des huiles),ary misy huile sasany tena photosensibilisant ,ka rehefa tratran'ny masoandro dia manao effet de cuisson hoan'ny volo sy hodidoha, izany hoe lasa mandoro ny volo ka lasa manamaina bé azy.
❌ 2️⃣ Shampooing indray mandeha monja❗
Raha mbola misy menaka tavela amin'ny volo dia mety tsy hiditra tsara intsony ny soin ampiasaina aorian'izay. Tsara kokoa atao in-droa ny shampooing
❌ 3️⃣ Avela mandritra ny andro manontolo❗
Tsy midika hoe mahomby ny famelana azy ela be fa **30 minitra ka hatramin'ny 2 ora na Alina tontolo ** dia efa ampy hoan'ny fanaovana bain d'huile, Ary mila sasaina aorian'izay.
✨ Ireo fahazarana madinika ireo indriaindray no mahatonga ny volo ho mora tapaka sy toa tsy maniry.
💬 Iza amin'ireo no efa nataonao? Valio amin'ny 1, 2 na 3 ao amin'ny commentaire.
Jen'Natioraly • Vita Malagasy 🇲🇬
01/07/2026
😔 Isaky ny mibango volon-janakao ve dia misy ranomaso sy fitarainana foana ?
🌺 Crème Hibiscus sans rinçage no namboarina hanamora ny fikarakarana ny volo isan'andro.
💚 Mandina sy manalefaka ny volo
💚 Miaro amin'ny vakivaky sy ny fahatapahana
💚 Manamora ny fibangona, indrindra ho an'ny ankizy
Volo malefaka, voaaro Sy maniry tsara ary mora karakaraina isan'andro. ✨
✔️ Tsy ny ankizy ihany no mila azy fa ny lehibe koa 🥰
💬 Manahoana ny volon-janakao : mora bangoina sa mora mikorontana ? Valio amin'ny commentaire. 👇
📩 Alefaso message izahay raha te hahafantatra bebe kokoa na hanafatra.
**Jen'Natioraly • Vita Malagasy 🇲🇬**
30/06/2026
💧 Maro no mieritreritra fa rehefa maina ny volo dia menaka fotsiny no ilainy.
🌿 Kanefa ny Hydratation no manampy ny volo hahazo rano sy hitoetra ho malefaka.
🥥 Ny menaka no mitondra Nutrition manampy hamelona sy hiaro ny volo ary hitazomana ilay hydratation tsy hivoaka.
➡️ Raha hydration fotsiny no atao dia mety mbola ho marefo Sy tsy mitazona ilay hydratation ny volo.
➡️ Raha nutrition fotsiny koa no atao dia mety mbola ho maina sy tsy malefaka ny volo.
✨ Izay no antony maha-zava-dehibe ny routine mifandanja Sy équilibrée, fa tsy vitan'ny produit iray fotsiny.
💬 Ary ianao, ahoana no ahafantaranao fa mila hydratation NA nutrition ny volonao? Sa mbola tsy fantatrao?
Valio amin'ny commentaire 👇
30/06/2026
❄️ Mangatsiaka izao... mora tapaka sy vakivaky ny volo raha tsy voakarakara tsara.
Raha tianao hiverina ho:
✨ malefaka
✨ matanjaka
✨ tsy mora tapaka
✨ mora mitombo ny volonao
dia andramo ity routine équilibré ity:
🧴 SHAMPOOING CRÈME (nourrissant)
➡️ Manadio malefaka nefa tsy mampamaina ny hodidoha Sy volo.
🥣 MASQUE HYDRATANT RÉPARATEUR
➡️ Mamelona , malefaka sy manampy hanarina ny volo.
🌺 CRÈME HIBISCUS NOURRISSANTE
➡️ Mitazona ny hydratation, mampihena ny vakivaky ary manampy hiaro ny tahombolo Sy mampitombo azy.
🎁 OFFRE ANIO IHANY 🎁
Raha mividy Masque Hydratant + Crème Hibiscus = Shampooing Crème OFFERT.
Iza amin'ireo produit ireo no efa nampiasainao ?
Soraty ny hoe "ROUTINE" ao anaty commentaire fa ho hazavainay ny fikarakarana mety aminao
29/06/2026
💧 Mbola maro nareo no mieritreritra fa rehefa manao masque dia tokony ho malefaka hatrany foana ny volo.
Kanefa indraindray mety mbola maina ihany izy.
Ny antony dia satria tsy masque ihany no ilain'ny volo.
Ny volo dia mila:
🌿 Hydratation
🥥 Nutrition
🛡️ Protection
Rehefa voalanjalanja ireo dia mora mahazo volo malefaka sy salama ianao.
✨ Mandritra ity herinandro ity dia hizara torohevitra tsotra sy azo ampiharina momba
ny hydratation sy ny routine capillaire aho.
💬 Ary ianao, inona no olana lehibe indrindra amin'ny volonao amin'izao fotoana izao?
1️⃣ Maina sa ?
2️⃣ Mibofaka ?
3️⃣ Sarotra bangoina ?
4️⃣ Tsy mety Définie tsara ny boucle ?
Soraty amin'ny commentaire ny valiny. 😊
28/06/2026
Ity valin'ilay jeu antsika ♥️♥️♥️
Misaotra anareo rehetra nandray anjara 🥰🥰
Vonona vé ianareo raha ho ampintsika jeu d'interaction indray ?
Alefanay eto rahampitso ny conditions rehetra Raha toa ka maro ianareo no Vonona ♥️
28/06/2026
💛 Tsy ratsy ny volonao fa…
👉 MAINA
👉 TAPAKA
👉 VAKIVAKY
❌ Tsy “qualité ny volo” izany
💥 FA TSY AMPY HYDRATATION FOTSINY
🚫 Diso mahazatra bé antsika ny :
Mampiasa huile fotsiny ❌
➡️ Kanefa tsy hydratation ny huile.
💡 Vahaolana ny :
💧 Masque hydratant réparateur
🔒 Crème Hibiscus nourrissant ( protection)🌺
➡️ Hydratation + Protection = volo salama
---
💬 Lazao eto hoe mbola ireto foana vé ny olan'ny volonao ?
MAIN A sa TAPAKA sa VAKIVAKY ?
Lazao eto 👇
27/06/2026
😳 Tsy mitombo ny volonao ?
Sa Na dia manao huile aza ianao…
👉 Dia mbola maina Sy mibofaka Ary tapaka izy
💥 Ny olana matetika dia :
👉 tsy ampy hydratation ny volonao
👉 Rehefa maina ny volo ka mora tapaka sy marefo
💥 Izay no antony mahatonga azy tsy “mitombo” satria tapaka 👀
Kanefa rehefa omena :
✔ hydratation
✔ nutrition
✔ fixation
👉 dia miova ny volo ka Ireto no mitranga 👇
✨ malefaka Sy voaharo
✨ boucles définies
✨ tsy mibofaka
🌺 Izay no namoronako ny Routine Hibiscus Jen’Natioraly
✔ Masque hydratant
✔ Crème coiffante hibiscus
✔ Gelée fixateur
👉 Soraty ny hoe “HIBISCUS”
👉 hojerentsika miaraka ny olana amin’ny volonao💬
25/06/2026
🇲🇬 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ✨
💫 Tiako ny vokatra Malagasy, tiako ny fireneko
Mirary soa sahady ho antsika rehetra , Manaova fety sambatra daholo ❤️❤️❤️..
🇲🇬✨
25/06/2026
Fetin'ny Asaramanitra 🇲🇬
: izy no zanak'i Jen' Natioraly 😁🥰,
Mba te hanafatra anareo hono izy hoe :
➡️ Aza adino fa mbola mitohy promotion an'ireo Duos sy PACK + cadeau ato 👇🎁♥️
https://www.facebook.com/100065115056560/posts/1401965805317241/?app=fbl
➡️ Ny grand jeu spécial Asaramanitra ihany koa mbola mitohy ato 👇 https://www.facebook.com/100065115056560/posts/1390907523089736/?app=fbl
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambohimanambola
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 21:00 |
| Tuesday | 09:00 - 21:00 |
| Wednesday | 06:00 - 21:00 |
| Thursday | 06:00 - 21:00 |
| Friday | 06:00 - 21:00 |
| Saturday | 06:00 - 21:00 |
| Sunday | 08:00 - 21:00 |
