YCA beauty

YCA beauty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from YCA beauty, Beauty, cosmetic & personal care, 023 bis k/5 ivato, Antananarivo.

Photos from YCA beauty's post 29/08/2024

Bonjour,ela2 tsika ts nanao promotion
Promotion be mits no ataontsika manomboka androany Ka hatraminy septembre
Ataontsika: 5000ar daholo ndray ny manao volo ato amin Yca beauty
Araraoty ary ee😘😘😘
Otranzao ny volo vita aminay e❤
Toerana tsy miova Ivato tsena
Tel:0348143984

Photos from YCA beauty's post 25/06/2024
Photos from YCA beauty's post 25/06/2024

Bonjour ry namana a,izahay ato amin YCA BEAUTY 🥰🥰 dia faly mandray anareo,manao volo mo ny tena afantaranareo anay fa sady manao Hoho izahay no manao Make_up hany ko
Pack fiançailles
Pack mariage
Tongava ato aminay fa sady tsara no mora
Izahay olona manao volo amzao fety zao dia ataonay promotion be ny manao Hoho amin vernis permanent sy Gel UV,tongava daholo ary EE😘😘

04/06/2024

Salama namako aa🥰🥰
Promotion be ndray eee🥰🥰
Ataontsika :7000ar daholo ndray oo💖
👉👉👉tongava ato amin Yca beauty
Toerana tsy miova ivato tsena
Antsoy ny :0344521225 raha ts hitanareo ny toerana
Araraoty fa atramin sabotsy io promo tsika io
Mankasitraka daholo o

20/05/2024

Bonjour ry namako aa🥰🥰
Promotion be ndray ato amin' ny Yca beauty manomboka 21mai ka hatraminy 26mai zao
Araraoty fa natao promotion ho any Reny rehetra io aa
Ataontsika :7000ar sy 8000ar daholo ndray a,ny tena lava sy matevina hany no 8000 ar io a🥰🥰💕💕

26/04/2024

Salama daholo asintsika promotion kely alo aminzao fin du mois zao,ataontsika 6000 ar daholo zay olona tonga manao volo ato aminy Yca beauty amin ty farany volana ty🥰🥰
Toerana Ivato tsena
Num:0344521225
Araraoty ary fa atramin 30 avril hany io sa🥰🥰

18/03/2024

Mbola mitohy hatrany ny promotion antsika ato amin Yca beauty,vonona ny hanome ny tsara ho anareo izahay aza tara 😍😍
Prix 7000 volo lava na fohy🥰

Photos from YCA beauty's post 16/03/2024

Mbola mitohy hatrany ny promotion ato aminay
✅7000ar daholo na lava na fohy🥰😍😍

Photos from YCA beauty's post 27/02/2024

Aza misalasala mandefa hafatra miafina ato na miantso avy hatrany ny laharana 0344521225 ra mila fanazavana fanampiny fa vonona handray anao fona izahay ato YCA beauty 😍
Mankasitra tompoko🙏🏻

Photos from YCA beauty's post 25/02/2024

Salama o😍
Mbola mitohy hatrany ny promotion ato aminay YCA beauty 🙏🏻
Aza adino fa manao curly ihany koa izahay à partir 8000ar 😋
Tongava maro fa vonona hanome fahafaham-po anareo izahay💗😍
Lieu:ivato tsena
0344521225-0346261771

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


023 Bis K/5 Ivato
Antananarivo