Mazava loha
❤️Mpanompo Razana Fanjakana Malagasy
🇲🇬
07/04/2025
🤲
14/01/2025
❤️ FITAMPOHA
Ity ny programme mahakasika fanompoambe @ amin'ity taona ity
Efa paré jiaby antsika ?
Manompo tsy very anjara ry havako tiako ary fombandrazana tsy azo ariana na dia eo ary ny fandrosoana!
Mandrosoa hasina jiaby 🤲
ALAKAOSY BE
SAMY MAKAIZA DAHOLO?
MITOMBOA HASINA JIABY❤️
08/11/2024
MBA FANTATRAO MOA IREO NJANAHARY AMBONY ???
Mba fantatrao moa ireo njanahary agnambo ireo?
Tsarovy fa misy ireo fanjakana antsoina hoe njanahary ambony, misy efa razan'andriana izy ireo, misy koa ireo mbola velona; Fa ireo Razan'andriana avy any ambony no asiantsika resaka eto, ireo tromba avy any an-danitra sy any amin'ny avo tsy takamaso any(lanitra, habakabaka, masoandro, kintana, planeta, sns....):
Raha eto Madagasikara no resahina dia nisafidy ny faritany MAHAJANGA ireo njanahary agnambo mba hanorenana doanin'izy ireo ety an-tany ary ao Ambaravaravalo Ankaboka MAROVOAY no tany masina nankatoavany natsangana mba hifanatrehana amin'ny olombelona.
Ireto avy ireo njanahary avy ambony lanitra:
• Tsorabolamena
• Tsorabolafotsy
• Ndramitetikintana
• Ndramandravalanitra
• Ndramitetilanitra
• Ndranitsiriandanitra
• Ndramangodohodo
• Korododontany
• Zafindravaratra
• Tselatselatany
• Ndramandrefilanitra
• Ndramanitolanitra
• Jaobendanitra
• Bibilahindanitra
• Ndramitetiavoavo
• Betsibeza
• Lakolako
• Tsimijongy
• Tevateva
• Ndramitetihiaka
• Ndramitetihiboka
• Saresa
Noho izany, mikoezy mangataka ny meva aminareo njanahary agnambo izahay olombelona velona tompoko ô!🤲🤲🤲
(Indrana)
30/10/2024
⭐Calendrier lunaire Novembre 2024🌙
Samy ahazo ny maiva antsika havako aby⭐
03/10/2024
Io calendrier lunaire octobre 2024 ry havako aby e🥰
🥰Samy ahazo ny maiva antsika jiaby🤲
21/08/2024
08/07/2024
DOANY MIARINARIVO : Tombo Soamantsara fanokafana Varavara. Neken'izy efa-dahy manankasina ny lanonana natao androany 8 Jolay izay nolohavany Ndrasignitonarivo. Fanokafana Varavara izay notarihiny Mpanjakaben'ny Boeny Dina Guy Priince Guy Priince Herimisy
06/07/2024
Mahazoa ny maiva jiaby 💗
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Radama 1
Antananarivo
